Centre de FERtilité de MADagascar.Efa nisy naheno an io ve isika ato?Aiza kay no misy azy io?Ary efa nisy nakany mihintsy ve mba afaka mifampizara expérience eto??Raha ny cas-ko manokana dia ny FIV sisa no lalana hitan'ny dokotera kanefa tsy ho tratra mihintsy noho ny hoentimanana(hatreto aloha) ka mba saika ho any fa naheno an io sao dia mba misy solution hafa.Merci ho an izay mamaly!!!