Ho anareo lehilahy mbola mieritreritra ny hanao marin na mpiasa an-tsambo,de efa amboary dieny zao ny saina fa tsy ho voatana mintsy ny vadinareo,maromaro ihany no efa hitako fa tsy mba milamina tokantrano zany reny,le ramatoa tena tsy tana mintsy na dia lazaina fa hendry sy maotina aza.Atao hoe phènomene naturel le izy,ny filany eo ihany,izy mba te hanatanteraka ny filany nefa ianao tsy eo lava,de homenao tsiny ve raha mba mahita tovolahy manaitra azy izy.Tsy hataoko lava ny resaka fa samia misaintsaina.