image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

je suis fičre d'avoir un mari vaza qui me respecte, io mot "RESPECT" io tsy mi existe amin'ny lehilahy gasy25% lehilahy gasy mampirafy, sy mamono vady5% lehilahy gasy PD sy Jaombilo45%lehilahy gasy chomeurs sy mahantra20% mpangalatra, mpamono olona, mpikatramo, anatiny ny pasitera maka karaman'ny mpivavaka, le gasy koa dondrona dia manome5% no mba tsara situation, ka aleo ihany vaza fa sady voahaja no mahazo fitiavana no tsy sahirana amambola <victoire<victoire<yes<yes<nin<nin<nin


ary raha avadika kely indray le fijery ary : maninona ny sipa gasy no mety ampirafesana ?maninona ny sipa gasy no efa hita fa manana sipa io bandy gasy io, na manambady, dia mbola iarahana ihany ?Mba valio aho hoe ry sipa gasy isany ?


vadinavaza za......Dia aiza ilay respect lazainao ary e, sa rehefa mahita arapaka dia afaka manitsakitsaka ? Satria izy mitondra vola an-trano dia odiana tsy hita na hitondrany ma ko rel manao p a rtouz ao zany tsy olana ?? Ny fahasambarana tsy ara-materiel ihany, betsaka olona manambola nefa tsy sambatra,


Vehivavy gasy tsy faka vady intsony fa efa lasa koaitra daholo hono nohon'ny fahasarotan'ny fiainana, zay nahatonga ahy nanambady lay blonde kely miara-miasa amiko ato, fa otrany menatra ihany ny tena rehefa misy investigation @ france O mamoaka lay zava-misy any an-tanŕna an


Ny zavatra tsapa sy hita dia mitady securite (arabola) kokoa ny hakamaroan ireo vehivavy gasy manambady vazaha, ny betsaka faly dia ireo izay mijanona eto satria matetika ambony kokoa le euro rehefa tonga eto ka migalabona, ireo vehivavy manambady vazaha ireo dia milaza azy ho malalatsaina ka rehefa mahazo tambitamby amin ny vadiny dia ampy izay miampy ilay vola, ary eken izy ireo na odiany sy fantatra hoe miodina ihany vazaha, ny ankabeazan zareo aza dia ireo mitady couple hafa hifanakalozana ireo na manao amour a trois. Safidin izayAmiko tsy tokony generalisena le lhl na gasy io na vazaha, araka ny voalaza eo ambony hoe misy ratsy sy tsara daholo ny olona sy zavatra rehetra. betsaka vhv haiko nanambady vazaha , misy ny tsy mahazo miresaka amin ny fianakaviany satria lazain i vazaha mitondra lapoisse, misy no esclave sexuelle, misy tsy mahazo mivoaka ny trano misy mipetraka ambanivohitra be any andafy any betsaka, saingy takon ilay vola sy ny rendrendra izany ka hankatoavinasamy amin ny fiainana fa aza mifanaratsy


Iza moa no matonga ny lehilahy gasy anao toy zany ?Tsy ny reniny nitaiza sy nanabe azy v. Noho ny fanomezana lanja ny lehilahy diso tafahoatra dia avaliny aminao ian ilay izy avy eo...Izay mitaiza zanaka lahy no tokony andinika tsara ny fomba fitondrany azy


za aloha ry zareo de mahita hoe diso be le resaka e. ny hitako de ny lehilahy (en general) de mampirafy daholo, ny ankamaroany, na gasy na vazaha, na sinoa na karana. ny tiako tenenina de hoe tsisy hidiran ny gasy sy vazaha io, fa kosa , le foto-pisainan le olona sy ny toetrany no mametra an io. efa naturel hoan ny lehilahy le mampirafy (na hoe filana ngah?), fa vitsy no ts manao an io, ka aza gaga ny vhv raha mifanena am lhl mampirafy; fa kosa sambatr ze tratran ny lhl ts mampirafy. noho izany , aoka re hijanona ty resaka vazaha sy gasy ty fa tena tsisy idirany mihitsy. rehefa lhl de mitovy daholo (ankoatra le exception).


Tsy manambady vazaha ah fa mandinika: Ary refa misy mandona le vevavy sy lelah gasy betsaka ato d toa lasa manatsaratsara le vady gasy sy manatsaratsara tena eo nefa ny forum atsy ambadika atsy, ny sujet atsy ambadika atsy, feno taraina, ao ny manozona , ao ny miantso tody, ao ny vaky fo, ao ny mila hamoy fo noho ny ditran'ny lehilahy gasy. Maninona no omenareo tsiny kosa i vadimabazaha ra nanokatra ny sujet? hevitra avoakany ny azy d avelao izy haneho hevitra e. Jereo ny isan'ny statistika ao @ forum probleme conjugal, sy ny fitiavana ahitana ny fijalian'ny vevavy miaraka am lelah gasy ao, d jereo ny adalan'ny lelah gasy ao anatin;ny sujet sexualité sns ao d diso kosa v izy ra maneho hevitra? mba asio sujet vao2 izay tena mahatsiaro sambatra ampanambadiana ndray handinihana azy aloha e.


Lava be fa mitovitovy daholo ny evitrareo. Izay tsara sansa nahazo vady tsara dy misaora ny Tompo. Fa ny ahy ny lhl rehetra niaraka tamiko dia ratsy daholo na gasy vaza na japoney. Donc vehivavy mitovy amiko no iriko vadiana. Mety mba hahita tsara be aho. Izay.


Ny tena marina dia tsisy lhl gasy mba mitia anao na mitia kely ihany izy fa vetivety monja, na juste mba manalaza azy aminao fotsiny ka izany no mitarika fankahalana lhl gasy aminao. Efa ela no nidirako t@ resaka fitiavana fa tsy mitovy fijery amnao za. Fehiny, ianao mintsy no tsy tian'zareo ka ampirafesin'zareo foana. Mety tsy mahatamana azy reo ny toetranao, na ny physique-nao mintsy no tsy goűt an'ny lhl gasy dia mijaly foana enao. Ny vazaha ndray rehefa mety ataony mpikarakara azy enao na ratsy tarehy be aza d mody tiaviny eo foana satria sitrany ahay izy tsy manakarama solafa. Mba intelligente fa aza vendrana hoatran'io