Nena maman'i... dé lé anaran vadiko. Fa lé belle fille an ray (vadiny zokiny) miantso azy neny. Za tsy sahy satri itako am fomba fijeriny oe za tsy dé titiny fa lé belle fille ray no tiny.Bon, ary nenareo, ina ny fiantsoanareo an rafozambavy nareo?
Nena maman'i... dé lé anaran vadiko. Fa lé belle fille an ray (vadiny zokiny) miantso azy neny. Za tsy sahy satri itako am fomba fijeriny oe za tsy dé titiny fa lé belle fille ray no tiny.Bon, ary nenareo, ina ny fiantsoanareo an rafozambavy nareo?
Lahimatoa ny vadiko, neny no fiantsoan'zareo zanany azy, za nef itako sahirana be iantso neny. "Ianao" hoy aho ref miresaka aminy, dia laginina lé vadiko. Mahalana be vao tafatonona neny.Nef ny vadiko koa tsy mba miantso ny reniko oe neny zany.Nony niteraka zahay dia bebe no filazako azy, za moa tsy dé miantso matetika fa raha sendra miresaka zany.(ny rafozan-dahiko tsy tratrako fa maty efa ela, dia ref miresaka zahay ka misy momba azy dé dadanareo no fiteniko)
Indraindray tena maha-sadaikatra ny hiantso azy "neny" na "Mama". Tsy niteraka anao izy ary mety tsy misy firaisam-po mihitsy ka toa miha-tsara-velatsihy! Hatramin'izay moa izahay mivady rehefa miresaka an-dr'izareo dia :"mamanao", "dadanao". Fa tena nahatsiaro soulagée ery aho rehefa nivadika hoe "mamabe"!N'y any ivelany moa tsy manisy problčme fa tonga dia mifampiantso prénom.
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Ianao vhv no mitondra ny rafozanao toy izany de aza gaga rehefa manambady ny zanakao fa ho toy izany koa no itondran ny vinantonao anao. Zay afafin ny ol ihany no jijainy.Ataovy tsinontsinona ny rafozanao dia miomana fa ho toizany koa ny miandry anao. Koa tsy andeha ve hiova famindra, tsy misy olana na niteraka anao izy na tsia fa antsoy amim pitiavana hoe "neny" na mama. Tena tsy hitako izay olana @ izany fa ianareo vhv ireto mintsy no hafahafa.Aretinareo vhv @ akapobeny io afa tsy izay mba vitsivitsy matahotra an'Atra ka manaja tsara ny rafozambvny; Na tiany ianao na tsy tiany dia hajao izy fa RENY NAHITANA MASOANDRO. Rehefa tsy hanaja ny anao ianao dia aza mamporisika ny hafa hanao toy izany fa lasa simba ny taranaka rehetra. Andao hiova e