Zay ranga tsy miala am gasy eh, Vadiko contre maître general am orinasa lehibe 1 etoo mada mikarama 4M600 ariary net mahasambatra anay 3 mianaka zany ar misy anaovanay fiainana tsara fa tsy mila euro zany izahay.Sady ny vehivavy ko nge refa tsisy valeur d n amiravira sy kilalao n classen bandy azy eh. normal enao ra matsapa anzan, ts le bandy gasy no tsy mlay fa le sipa no malamaNy itiavan vazah anao an, satri enao mety atao esclave sexuel, vola tsinona ny anao mikaonty d mande daoly ny mande eh,zarany ko ary ny azy mbola misy mapienjana, sady izy ts te ho any am hospice.Za lou fiere manana an vadiko eh, gasy sady bogosy, Za kou sipa manana anton'asa d de sam mfamp comprendre hoe ref samy reraky ny asa de miara manalazy mitondra papozy mandende sy miaramdoladola refa al ny andro eh. de hajainy tsara aho satri mahavita azy entant que Mere de famille no azo hilana hevitra sy hi discutiavana ny fiainana am lafiny rehetra satria olona *******tive.Gasy ranga mlay eh