rasoa mijapy sujetCONSOMMATION ANNUELLE DE BIERE /HAB/PAYS (2012) (en litre)01- Rép. tchčque 148,602- Autriche 107,103- Allemagne 102,405- Pologne 98,506- Irlande 98,311- Australie 83,114- États Unis 77,117- Russie 74,120- Hongrie 71,3Tsy hita ao amin'ireo 20 voalohany ireo mihitsy Madagascar. Ka asa aiza no nahitanao izany : le malgache l'un des plus gros buveurs de vin au monde. Tsy hita tokoa izay hanaratsiana ny malagasy mitovy amin'ny tena !!!Samy manana izay vady sahaza azy; mazava tsara fa raha manambady lhl malagasy ianao, matetika ao amin'ireo manodidina anao, izany hoe mitovy karazan @ ny rainao, ny anadahinao... Rehefa izany no karazan' ny manodidina anao. Mitovy toetra, samy mafi-ady, samy mpamono vady, samy variana misotro labiera ...eo! Ary raha mba te-hiala amin'izany dia "miampita rano". Vadim-bazaha be...(!). Matoa aho nampiasa ny fiteny frantsay dia te-hampiseho @ ny mpanokatra sujet aho fa afaka manambady lhl malagasy vokatry ny safidy mazava fa tsy sanatria "tsy nahatakatra vazaha"