Mivaona kelyza hamaly anao, afoheziko ihany ny tantara mba tsy ho lava loatra, za efa nahazo taona fa tsy 20ans akory no miresaka aminao etoza manambady vaza, nanambady gasy talohan'izay, tsy mariés zahay fa niteraka iray, samy niasa nampidibola, izy chauffeur taxibrousse(anay ilay auto), za nitana épicerie kely dia kely fa tsy grand magasin akoryTiako ary tena tiako io rainjanako io tamin'izany, ary za tena natoky be azy na dia fantatro aza hoe chauffeur tsy maintsy manao sipa rehefa mandeha voyage izany, malaza izany any Mada ary tsy norarahiko satria izy mitondra vola mody tsy banga ny versement, ary tiako izy, izy koa nilaza tia ahy, nilamina arabakiteny ny fiainanayafoheziko ny tantara: taty aoriana dia iny nipoitra ho azy ny lainga, niteraka tamina vehivavy tany @ faritra izy, tonga ilay vehivavy sy ny zanany nitady azy fa hoe hipetraka hiaraka aminy sy hampiditra an'ilay zaza hianatra, satria ramose nilaza fa célibat, dia hainao ny tohiny, ilay zaza 5ans hiditra hianatra, zahay efa 10ans mahery nifanambadiana niaraka nipetraka, izany hoe efa ela izy no niaraka tamin'ilay vehivavy fa nafeninyEfa noteneniko dčs le début izy hoe raha misy pblme dia mba teneno za fa aza afenina, za akory tsy niteny hoe tantarao amiko rehefa miaraka amina sipa enao, dia milaza foana izy fa tsy manao an'izany, patati patataTohina ny foko, ranomaso, sns.., henatra sns.., tsy haiko hoe ahoana ny fomba niharenako an'ilay deception fa tena naharary ahy loatra ilay fitakanisaraka zahay, nozaraina izay mba nananana kely teo, dia niaranipetraka izy sy ilay vehivavy, porofo amiko fa tsy tia ahy izy fa tsy sahy nisaraka tsy haiko izay antony, ary za koa tsy nitady fanazavana fa tsy zakako dia aleoko nisaraka na nilaza aza izy hoe tsy vonona hisaraka amiko izy fa accident iny, sns... Non tsy nekekotsy sincčre ilay rainjanko, tsy sahy nanazava ny olana nisy nefa efa noteneniko hoe aza afeninananao vava za fa plus jamais hanambady lehilahy gasyIlay vadiko vaza mbola tsy nandainga tamiko, samy manana confiance zahay roa, mbola tsy nisy resaka rafy na geste kely ratsy fipetraka natony tamiko, efa 10ans koa zahay izao mariésasa na nahafapo anao ilay tantarako, marina ny voalaza fa tsy ny lehilahy gasy rehetra no ratsy fa ny tena no sendra ny ratsy,tsy ady tsy inona fa io fampirafesana io ny olana nisy, ny lehilahy gasy ve tsy maintsy miaraka amina vehivavy foana rehefa miala ny tranony? Izy na nanao sipa aza tsy norarahiko fa ilay hoe niteraka no tena nankaray ny foko Miala tsiny fa somary lava fa enao moa nanontnay hoe inona no tokony ovaina, dia io sincerité io, io resaka confiance io no tsy misy amin'ny lehilahy gasy, tsy mahay mandainga, milaza célibat nefa manmbady