image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

ampio eh!raha ny ao am fiangonanay dia farakze masina ilay vadiko, mpanao adidy mafatrapo, kanefa vao tsis mahita dia mamolava sad pijangajanga .....raha resak fitoriana teny izany dia toy ireny anjely latsaka an-tany ireny, nefa ny ao an-tranonay afobe! tsy izo ifanrahana sad tsy azo ifampiresahana ary tsy mety manome vola ny vady aman-janany izy f zara rah manome 1/10eme ny depense anayfanahy inona re????? Mba ampio ry zareo inona no ataoko a? mifankatia androany, tampoka eo rapitso efa ady b tampoka avy any, ...... dia toy izany foana, na pbm ef milamina ary d fongariny indray aitany olana vaovao indraytsitako intsony izay atao, antsoina mpiandry amoaka devoly f eeeeeeh.....mba ampio ehraha afaka nisafidy aho, naleoko ol naditra b d ref ibebak d tena miova , f ny vadiko ato tena azo lazaina oe ef tena mpivavaka nef tsy arak'izay no iainanay atoAMPIO E


Raha ato aloha ianao no itady vahaolana d aza manantena ny ilamina eFanamborahana ny ao ampo fotiny ny eto, fa tsisy vahaolana metyZa koa mitovy cas aminao , fa za koa mitovy cas aminao , mitovy @ io vadinao io mitsy zamadio ivelany


Ataovy milamina sy farak'izay mendrika ny toetranao dia mahereza, mahareta fa misy vokany foana io. Raiso ho fizahan-toetra ny finoanareo izao mitranga izao fa hitanao fa mihoatra ny volamena ny fandresena raha matoky anaty sarotra.Ny fanahy malemy sy fitondran-tena madio dia tena sarobidy tokoa.Aza mamaly akory izay vava be any fa ho hitanao fa ho voataonan'ny fitondran-tenanao tsara izy na dia tsy miteny akory aza ianao.Rehefa hitany ny fahadiovan'ny fitondran-tenanareo dia tonga saika ho azy eo izy.


Courage enao fa tsy vitsy no lehilahy mitovy aminio vadinao io, madio ivelany otriny fasana, izany oe mi-soigné be ny imageny eny imasony olona, ary raha olona tsy mahalala anareo mivady dia mety hitsiriritra mitsy ny toetran'ny vadinao. Raha sanatria ka tonga @ fisaharana ianareo dia aza gaga enao ra hilaza ny manodidina oe totombitana koa iny vehivavy iny sad leo ny fiadanana angamba...aiza tsony izy no aita vady otrininy na itety an'i madagasasikara ary...sady tsotra ilay lehilahy, no mafinaritra, no olon'Andriamanitra, blabla.Raha za manokana ny eo @ toeranao dia efa be aho no nangoronentana, manana patience fa raha izany ataony vadinao izany dia tsy mahate honina. TSy misy tsirony tsony ny tokantrano fa lasa routine fotsiny ary amilay mahasorena sy makaleo. Mety hiteny nareo oe andramo iany aloha ny firesahana fa tsy maintsy misy foana ny vahaolana...fandanina andro zany amiko raha karazanolona otrizany. mety ho ratsy ilay toro-hevitro fa ra za ny teo @ placenao efa bye bye enao ramose...en plus enao zany mahavelona tsra ny zanakao raha 1/10 ny dépenses no hiantohany, ka inona no mbola hiaretanao amzany. Tsy voatery hanao divorce enao ra manahirana anao lay terme, fa aleo misara-toerana dia samy manao ny fiainany, divorce zany ko mbola sad mandany vola no ela be vao vita.Diniho tsra ireo voalzako reo fa raha mianahana eo enao dia aza gaga raha mety hiteny tampoka ny vadinao oe sao dia mba efa tokony atao jaobily amzay ry neny ny mariage-tsika fa efa mba ela ihany zay nivadiana izay....nefa ny tokantrano ary tsy mandeha @ zay laoniny....nahita cas otrizany a mants oe nanao fakalazana 15ans de mariage lay pivady nefa avy eo lay vehivavy manakarama detective hanara-maso anle vadiny satria miodina be ra-lehilahy...nirefodrefotra ery anefa ny fety taminio, otriny reny vao pivady vao tsy mifakafohy sy raikipitia reny eo imasony vahoaka nefa derričre tout ca c'est l'enfer...ka dia atao inona mo zany lay fanamasinana anle 15ans ra hanao anizany....zay lay oe fisehoana ivelany mila amboarina tsra satria ra hitaraina @olona enao oe ny vadiko dia tena mapijaly ana ary tsy misy mandeha @ laoniny ny tokantranonay dia tsy hisy hino mitsy ary enao ndray no ho lazainolona fa mety ho lasa adala.Lehilahy aho no miresaka aminao.Mahereza e!


Vehivavy no manoratra, za tena mitovy hevitra aminy grave. Inona no iaretana amina lehilahy hoatra izany ? Ho lany andro ao fotsiny ianao ! Angaha hatao hijaliana ity fiainana ity ? Na de ny hiara miaina amin'izany lehilahy toa izany ary mamparikoriko ! aminy ireo toetra ratsy rehetra notanisainao ireo: mpandainga, mpiatsaravelatsihy etc..... Raha za no teo aminy toeranao, efa maty ela ny fitiavako azy, ary efa ela za no niala tsy niara niaina taminy intsony ! izany toetra hoatra izany ve de tsy mba tsikaritra taminy mbola mpisipa ? Aza manantena fiovana aminy izany lehilahy izany ianao, raha tsy hieritreritra ny tenanao ianao, ny ho aviny ankizy no mbanjino, tsy haka exemple ny toetra ratsiny rainy.Aza mampijaly tena re ! Ianao olona mahavelo tena ! Mahereza ô !


mpivady tsy mety milamina ,Lhl aho no manoratra . Ka ilay fisotroana taoka ,fifohana sigara ,mijangajanga ,...sady tsy manome vola ,ny charges ilaina ,.... mba tsy mamono ,na violent kosa aza ,maltraitance sns... dia efa tsy milamina ilay tokan-trano e ! Ilay cas mahazo anao tsy cas isolé fa ny tsara dia ny maka décision raha mahavelon-tena sy manana ny maha izy azy ianao .Ilaina io amin'izao vanim-potoana izao satria betsaka ny lhl manitsaka tokjan-trano .Grosso modo izany raha resaka fiaraha monina sy henatra ho an'ny manodidina no tena antony hijanonana miaraka dia fotoana very fotsy raha efa nifampiresaka ianareo ka tsy hiova mihitsy izy . Ny fanambadiana dia masina ao @ Korintianina .Ny fanambadiana izany tsy maintsy misy complicité ,complémentarité ,affections , RS ,compréhension ,mifandefitra ,des projets etc ,....fa tsy resaka mandoa charges sy routines ,dia mangetotra eo am-pandriana (azafady ) ,mifanome lamosina ,...Efa teo no niala ,hoy ny vazah hoe vaut mieux ętre tout (e) seul (e) qu d'ętre mal accompagné(e) .Mila mitandrina koa fa tsy ny lhl ihany no manana toetra ratsy izay @ fomba maro ny fisehoany fa ny vhv koa ,fa aty aoriana vao hita ...Mazotoa !