image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Fa raha milanjalanja faty sy mamoha fasana foana kosa vé tsy handairan'ny aretina ihany nareo farany, feno olitra sy voalavo anie ny fasana eRaha misy olona matin'ny peste na cancer na sida na areti-mifindra hafa ny faty na razana kasihan-dava ao dia ahoana.Ny systčme sanitaire sy dépistage any dago tsy dia hoe harifomba mahenika dago manontolo akory.Na tsy ampidirina resaka fivavahana aza fa logique tsotra fotsiny dia mitady loza ihany ianareo mamoka faty hanaovana fety isaky mihetsika ireo.Tany aiza no mbola misy peste isan-taona miverina izany foana.Ny olona efa t@ moyen-age no tsisy peste izany intsony.Ny loto sy ny canalisations efa t@ colonisation ihany no mbola tsy misy fanamboarana, dia aiza moa no tsy hilona anaty loto sy bactéries


Ny mahavoasazy ny gasy dia ny ataony ihany, ary ny avarapi izay nomeny vahana teto no tompon adnraikitra voalohany nanapotika ity firenena ity , tsy nandinika ny atao hoe malagasy fa mandika fahatany ny vahiny fotsiny, zanahan ny vazaha ny lohany sady omeny fahalalana ihany , izay no mampisavoana ny fepetra sy ny zavatra hatao rehetra eto, be dia be no azo lazaina fa iray fotsiny ity resaka famadihana ity, ny resaka sampy ohatra no entin ny mpanjanaka hanakianana ny fanandroana, dia tonga dia dakana sy gidraina , kanefa dia misy antony teknika be dia be ao @ ny fandroana malagasy, ny fitodiky ny trano araka ny rivotra , ny masoandro ,ny andritany sns...ny tsy fanajana ny filozofia malagasy izay nanome lanja ny razana , ampian ny sekta miforona isan nadro no mahatonga ny gasy sahisahy mandroba fasana, ka aiza no tsy hiparitaka ny aretina,dia ny resaka fahadiovana , lazaina fa misy lolo na vazimba fotsiny ny toerana iray fahiny dia tsy misy mandoto, @ izao , aiza? plaque no apetraka , alika no mandoto eto, voadaroka sns , dia io iaraha mahita io ny loto etsy sy eroa, averina impiry fa dina hifampifehezana no ilain ny malagasy fa tsy lalŕna , tsy misy sehatra ampisehoana ny fahaizana angamba fa ny lalana aza dia teny vazaha aloha no anoratana azy , vao adika , ilay toetsaina manoratra ilay lalŕana izany dia efa tsy gasy , tsy mahagaga raha miaviavy ry zareo milaza ho mazava saina @ fanafoanana ny famadihana , lalŕana no atao dia vita, eny hoa ramalagasy be fivoarana, voazanaka ny fanahinao , mampalahelo ny fireneko


Voalazan´i Didimpanjakana teo : "....Marihina fa tsy voakasik'ity lalana ity ireto olona ireto, Tsy mahagaga , Ravonjison, mpiserana , sy ireo mazava saina ary mahalala madio rehetra toa azy IREO..."Mba ataovy matotra moa ity ady hevitra ity e, lazao fotsiny izay tena " argument nao fa aza miresaka zavatra tsy misy dikany toy io.Ny famadihana dia " facteur" iray tsy mahatonga ny pesta ho fongana eto ( ankoatry ny voalavo sy ny loto). Zavatra efa voaporofo mazava izany , tsy dia mila asiana ady hevitra lava be loatra.Efa navoakako tatsy ambony tatsy ilay texte milaza izany fa hodian´ny sasany tsy hita fotsiny . Averiko eto indray :"...Every society has its own *******ture regarding the interplay between those who are and those who were. Famadihana is a traditional ceremony of the Malagasy people known as the turning of the bones. People bring forth the corpses of their ancestors from tombs and rewrap them in fresh cloth, then dance with them around the tomb to live music. Once the dancing stops and the bundled corpses are put on the ground, family members lovingly run their fingers across the skeletal outline protruding through the shrouds. Bones and dust are moved about in an effort to sustain a human shape.135....." Onsets of pneumonic plague during such ceremonies have been documented, suggesting that handling of potentially plague-infected corpses may be the cause.69,108,111 ....."Thus, the Malagasy Ministry of Health recommended a minimum period of 7 years between death and exhumation of a plague victim, and before any transfer of a corpse from one village to another.69 Migration and transportation of goods containing infected rats or fleas is another factor favoring rapid transmission of plague in the country.136 Poverty associated with overcrowded dwellings favors disease transmission and outbreaks in urban settings.90 In remote rural areas, people often prefer consulting traditional healers....Fa nahoana moa?Ny olona marary eto Mada dia tsy mandalo mpitsabo daholo, ny sasany moa mandany andro any amin´ny mpimasy sy mpisikidy, satria hoe nasian´olona hono , lafika hono e, ny gasy ihany hono no mahay mitsabo an´io e . ..sns. Ireny olona ireny matetika dia areti-mifindra no nahafaty azy, nefa tsy fantatry ny olona akory izany. Dia alevina avy eo. Ny sasany moa mahalala ihany ny nahafaty ilay olona , saingy afenina tsy lazaina ny fiarahamonina izany no ho ny henatra. Dia ireny faty nalevina tsy nandalo autopsie ireny no tena mitahiry ny otrikaretina.... Dia rehefa mamadika amin´izany, dia milalao razana ny rehetra:sokafana ilay lamba mamono azy, , karohina amin´ny tanana, ny sasany moa mitady ilay nify volafotsy ao ambava ao, raisina ilay karandoha dia horohina, hifandrombahana ilay lamba namonosana azy iny...Eo mihitsy no mifitra ny aretina ( eto izany tsy misy hidiran´ny voalavo sy parasy mihitsy aloha )....Manarak´izany , ny olona sasany dia mitondra mody ilay vorotsihy na tapa-damba namonosana ilay razana, na koa zavatra hafa avy amin´ilay razana ( nify, peratra...), atao ao ambany ondana. Ka tsy mahagaga mihitsy raha mirongatra foana ny aretina sasany mandritra ny fotoana famadihana. Misy milaza ato hoe : mazaho alalana izahay e, ny olona matin´ny pesta sy cholera tsy alevina ampasan-drazana e -..sns...Fa angaha moa ilay olona manome alalana iny mahalala akory hoe : io razana io anie olona matin´ny pesta na cholera tany aloha tany ? Ary ny ankamaroan´ny olona maty sasany dia tsy fantatra mihitsy ny nahafaty azy, dia alevina toy ny rehetra ihany.Lava loatra ilay izy fa izao : resaka medecine io, fitsaboana , fa tsy resaka hoe vazaha na gasy .Ka mba avelao any izany resaka hoe bolokim-bazaha e, miseho ho madio e, avara-pianarana e, tsy mahalala ny fomban-drazana e....fa tsy any mihitsy ilay olana.Betsaka ny fomban-drazantsika azo ireharehana. Fa io famadihana io dia fombandrazana masiso, maloto, mamparary.


ravonjison>>>>>miresaka argument ianao, miresaka raisonnement, olona nianatra tokoa ianao ,, fantatrao tsara fa haingana be ny fihombon ny aretina peste, dia manomeza aloha ohatra iray fotsiny, taiza no nisy mpamadika tratran ny peste taorian ny famadihana ?raha tsy manana ohatra ianao dia mijanona ho affirmation gratuite ny anao, tsy azo raisina ho doute akory satria tsy vao omaly no nisy ny famadihana ,*na ny administration coloniale izay mazava saina toa anareo aza nahalala ny nataony momba io fomba io.ny ahy izao ny hitako fa zavadoza dia ilay marary mandositra , na ireo maka ny fatin ny havany voan ny peste, ho anay manaja ny toetsaina malagasy , izay manome lanja ny razana, tsy tia very faty , dia izao no sosok evitra, hajoro ny dina fa tsy maintsy dorana ny razana misy peste na cholera , na ny aretina mitovy @ ireo, dia omena ny fianakaviana ny cendre, ho raisina fokonolona antanana ny vola lany fa efa fantatray ny toe tsinareo.


Miombokevitra @ mpamadika konkou ny tenako, mazava be.Fa ho an izay mba mananafotoana , afaka mikaroka dia ahita fa tsy eto ihany no miverina ity resaka peste ity , hatrany chine, russie sns dia misy miverina fa tsy mihitatra be fotsiny , ohatra iray ity any Etat Unis ity : Depuis 2001, la peste frappe chaque année environ trois personnes aux Etats-Unis mais, ces cinq derniers mois, onze personnes ont été touchées et trois en sont mortes ? elles étaient âgées de 16, 52 et 79 ans. C?est dans l?ouest du pays que les cas ont été répertoriés. Deux touristes ont notamment été contaminés dans le parc national de Yosemite (Californie), l?un des plus populaires des Etats-Unis avec quatre millions de visiteurs par an. (tendreo ŕ google retour de la peste izay mitady ny source)Ry zareo mahalala madio sy mandinika ireto izao no andrasana hanazava ny antony satria toa tsy mamadika ny any Etats unis raha tsy diso aho


Mpamadika konkou an, io efa nomeko ny lahatsorattra milaza izany. Lahatsoratra lava be izy io fa sombiny fotsiny io , Gasy koa ny mpikaroka nandray anjara tamin' ny nanaovana azy. Azoko omena anao eto ny source rehetra raha tianao. Zavatra mazava amin' ny mpikaroka io, io contact direct amin' ny faty io. Fa tsy avoaka sy tsy lazaina aminn' ny olontsotra ilay izy. Raha io no avoaka ofisialy, harary saina eto daholo ny mpamadika. Hoanay manaja ny toetsaina malagasy, alevina ny faty, dia izay. Tsy kasikadihana intsony , tsy lanjalanjaina, tsy maka ny singany hoentina mody. Mahatsiaro tena ho gasy tokoa izahay amin' izany.


rehafa dinihina dia hita fa affirmation gratuite tokoa ireo maika lotra nampifandray ny peste sy ny famadihana, tsy misy profo na iray aza, fa araka ny zavamisy erantany dia toa ny voalavo sy ny parasy no tena olana, koa satria ahiana ho misy parasy na voalavo ny toerana rehetra eto amintsika , dia mihatra @ ireto olona ireto koa ilay lalŕna, ravonjison, tsy mahagaga, mpiserna sy ireo mihevitra ho madio toa azy ireo, fa ny mpangalatra taolampaty kosa , hodinihina @ manaraka ihany


Ny any Befotaka tompoko tsy mamadika ,fa ref maty alevina dia any fa FADY ,ny mikasikasika faty aorian fandevenana, nefa nahoana no tany no nipoiran peste tamin iny taona lasa iny?


efa lazaina impiry fa tsy tokony hisy peste izany ny caveau familial ,satria tsotra ny antony, tsy misy mahazo permis handevina olona voan ny pesta na choléra izany mihitsy, dia tsy manaiky ny sasany fa mamorona ity raisonnement sy argument ŕ la con rehetra ity, dia rehefa ekena indray ary fa tsy azo antoka daholo indray izany ny caveau, dia avy indray manatsotsotra fa ny mandevina azo atao, izany hoe azo sokafana ihany ilay caveau ahiana ho misy peste , fa ny mamadika ihany no tsy mety, tena hafa tokoa aloha ny malagasy nianatra ireto an , marina , be raisonnement tokoa, miaiky za


ty fitiavana faty tafahoatra ty no manaparitaka peste. Ny an'ny sasany mbola loarana tany ny efa voalevina, ny sasany hifampisintomina @ BMH. Velona samy velona eo anefa tsy mifanampy sy mifampitsinjo fa maty vao ramalala.Tokony hotifirina @ basy ireo minia manaparitaka aretina.Aza manahy ny @ 4mis nareo fa reny efa immunisés, jereo anie raha mihena akory ny isan'ireny efaty lena no resahiko eto fa tsy famadihana an. Sady raha nandritra ny famadihana koa io no nitranga de niaranarary ny zanadrazana sy mpivarotra rehetra teo