image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Fa raha milanjalanja faty sy mamoha fasana foana kosa vé tsy handairan'ny aretina ihany nareo farany, feno olitra sy voalavo anie ny fasana eRaha misy olona matin'ny peste na cancer na sida na areti-mifindra hafa ny faty na razana kasihan-dava ao dia ahoana.Ny systčme sanitaire sy dépistage any dago tsy dia hoe harifomba mahenika dago manontolo akory.Na tsy ampidirina resaka fivavahana aza fa logique tsotra fotsiny dia mitady loza ihany ianareo mamoka faty hanaovana fety isaky mihetsika ireo.Tany aiza no mbola misy peste isan-taona miverina izany foana.Ny olona efa t@ moyen-age no tsisy peste izany intsony.Ny loto sy ny canalisations efa t@ colonisation ihany no mbola tsy misy fanamboarana, dia aiza moa no tsy hilona anaty loto sy bactéries


eeeeeeeeeeee, itanareo ny zava misy izao fa lasa nitsoaka tampoka i ra pesta, fa ry zareo ao am fitondrana mitsy no PESTE


FA AHOANA INDRAY NY ZAVA MISY AMIN'NY PESTE IZAO ? Eo amin' ny aeroport, vit sy dia vit sy ny gasy tafala Mada,ARY ny manatitra tsy mahazo miditra ny trano mihitsy fa mangasihay eo an tokotany !!!!!!!Alaina temperaturee vao tafiditra ny passagers


Tsy tafiditra::: ilay resaka tsy tafiditra ny mpanatitra efa ho 2 taona (aprčs attentat aéroport Bruxelles)Ny malagasy vitsy tafala Mada : resaka visa (tsy problčme vaovao), tsy resaka pesteNy alaina température no mifandray @ peste


Fa tena kely ny gasy mivoaka ankehitriny izany ! Karana sy vazaha no mameno rôplann fa raha betsaka ny gasy tao anaty avion nandehanako, dia FOLO ! Incroyable !Dia gaga koa ny tenanay raha nahita ireto mpanatitra ny havana, dia teo antokotany fotsiny dia samy veloma, dia vita !