image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Fa raha milanjalanja faty sy mamoha fasana foana kosa vé tsy handairan'ny aretina ihany nareo farany, feno olitra sy voalavo anie ny fasana eRaha misy olona matin'ny peste na cancer na sida na areti-mifindra hafa ny faty na razana kasihan-dava ao dia ahoana.Ny systčme sanitaire sy dépistage any dago tsy dia hoe harifomba mahenika dago manontolo akory.Na tsy ampidirina resaka fivavahana aza fa logique tsotra fotsiny dia mitady loza ihany ianareo mamoka faty hanaovana fety isaky mihetsika ireo.Tany aiza no mbola misy peste isan-taona miverina izany foana.Ny olona efa t@ moyen-age no tsisy peste izany intsony.Ny loto sy ny canalisations efa t@ colonisation ihany no mbola tsy misy fanamboarana, dia aiza moa no tsy hilona anaty loto sy bactéries


eh he he >>>>>>>>>>> marary anga le teny ??? enao mitsy no misy pblm mpilalao faty, mpilalao faty tsisy mahasamihafy azy @n mpamosavy, na mahay solaitra na tsy dia faty no lalovina dia tanana maloto feno aretina asesika any ambava, m'en fou fa anao ny anao, fa aza ny hafa no contaminéna, efa hoe aza manao patalo oua fa an'ny rajakombaza reny, lasa miverina manao salaka, mananina tsy manao salaka mande miasa zao maraina zao ????


Voalazan´i Tsss teo "...zao moa ny toetsaintsika , satria texte @ teny anglisy dia hoe maninona?efa ela be anie no niala classe maternelle ny gasy manao forum eh..."Toetsaina inona ry se ? Io lahatsoratra io no hitako haingana mba hijerena ilay resaka famadihana-pesta dia nomeko. Tsy izy amin´ny teny anglisy no manandanja fa ny voalaza ao anatiny. Raha ohatra misy tsy azonao dia anontanio fotsiny hoe : inona no tiana lazaina na hoe aiza no milaza izao na izao? tsy maninona ange izany e.Etudes lavabe mihitsy izy io , fa sombiny fotsiny io nalaiko io , ary izao no voalaza ao : "...Bones and dust are moved about in an effort to sustain a human shape.135 Onsets of pneumonic plague during such ceremonies have been documented, suggesting that handling of potentially plague-infected corpses may be the cause.69,108,111.."Voalazan´i Eh he he teo " ..ny touriste aza misy tonga eto hanatrika famadihana , hihihi .."Ianao ity ry Eh he he dia mampihomehy mihitsy. Ny vazaha dia tonga tokoa mijery famadihana. Rehefa eo imasonao eo izy dia mody ataony hoe tsara ny fomban-drazanareo sns...mody hatsarainy eo ianao, mba ahafahany mijery sy manamarina ny zavatra resahina any aminy.. Fa rehefa miverina any aminy dia any amin´izay izy miresaka samy izy , imehezny isika mbola miaina any amin´ny taon-jato faha 2.Voalazan´i Inona kosa teo :"....ho tafita haingana ity firenena raha maro ny toa anareo, ny tsy azoko fotsiny hoe maninona ary ianareo no tsy mba manao député , manao ireo lalana manafoana ny fomba rehetra mamparary , sady manafoana izay atahorana hisy kolikoly, ny mpanao lalŕna sy ny mpitondra teto hatr@ izay izany tena tsy mahalala madio ,tena mila miofana any aminareo..."Fa maninona moa no tsy maintsy ny deputé no hanao zavatra vao ho mety. Isika rehetra ange no tsy maintsy miezaka e.Ny vahoaka mihitsy no tsy maintsy tonga saina. Isika toa manilika ilay olana foana: lazaina fa ny filoha tsy miasa tsara, ny ministeran´ny fahasalamana tsy manao inon´inona, lazaina fa feno fako sy ny loto ao Tana, ny voalavo , ny parasy etsy andaniny...tsy milaza anefa iska fa ao anatin´io olana io koa ny famadihana. Fa iza ary no tokony hihetsika? Isika ihany e. Isika ve izany hiandry ny filoha sy ny ministra vao hanadio tanána, na hitandrina ny amin´izany. Dia toa izany koa io famadihana io, isika ve izany hiandry didim-panjakana milaza hoe : aza mamadika fa mamparary...Izay vao ho tonga saina . Tena hitako hoe mbola tsy matotra mihitsy isika an.


Efa voalaza imbetsaka eo ambony ireo fa mila alalŕna izahay vao afaka mamadika tomoko, ary misy fanarahamaso eny antoerana mihitsy izany tompoko, Fa nahoan lotra re no tsy ny mpangalatra taolampaty , izay manao izay danin ny kibony no ataonareo izay hanafoanana azy?Aleo aloha tsy omena tsiny ianareo satria maika dia maika tokoa tokoa hanenjika ilay fombandrazanay ,dia manadino ny tena tsy manara dalŕna izay mety hanaparitaka aretina tokoa.Araka ny mba fantatray tompoko dia ny matin ny pesta , na choléra, dia tsy azon ny havany alevina , ary na iza na iza mandevina dia mila alŕlana @ mpitondra fanjakana , mila taratasin ny dokotera,Fa aminareo moa satria misy ny kolikoly dia misy aretimifindra ao @ ny fasanay,atao ahoana moa fa atody miady amimbato izahay , rehefa izay ny didinareo be sandry sy mahay dia mipetraka izahay. Be dia be ny azo hanampiana ny firenena hanao izay mba ahatanteraka ny fanarahan dalana eto, anisany ohatra ny tobimpitsaboana izay asiana dokotera hatrany mambanivolo, ampiana ny fepetra rehetra momba ny fanarahan dalŕana , ny fanadiovana, sns, fa ny hitanay dia toa tsy izany lotra no ataonareoo nianatra sy mahalala madio ireto , ianareo aza manana caveau daholo , ary mandevina fa vitsy kely ny mandoro faty, avy any andafy aza mbola aterinareo aty nefa lazainareo fa microbe fotsiny, hafa ihany hoa nareo nianatra itony, manana fahendrena hafa tsy takatry ny sainay mihitsy


Aiza moa no ho fongana mihitsy ny peste eto dago e?? Rehefa famadihana ireny anie misy mpamosavy manararaotra mais vovom-paty e! Raha vovoka olona matin'nyareti-mifindra iny nentiny nody iny dia antsika mandinika ny tohiny.Eo koa ireo mpangalatra taolam-paty, tena mahamenatra eee


  • fanamafisana:ny olona matin'ny aretina, "peste", "cholera", sns....tsy miditra am-pasan-drazanany razana dia mifono ( lamba tavoahangy, ny mahatakatra : manao lamba landy) ka tsy misy vovo-paty (vovoka ra

dgagaenao>>>>mazava ny eritreritr ireto olona mahalala madio manakiana ny famadihana ireto, AhianY hanaparitana aretina daholo ny fasana rehetra,Fa aza gaga lotra , Ny fasandry zareo , tsy atahorana lotra , mahazo misokatra tsara, mahazo mandevina tsara ry zareo , kely angamba ny risque, asa moa izany hoe inona marina ny atao hoe peste fa ny mpamadika aza io ambony io toa mahalala fa tsy azo ampidirina ampasana mihitsy izany Asa moa izany fa mba tsapandry zareo fa tokony hitovy ihany angamba ny rehetra, na mety mety manaparitaka pesta ny fasan ny sasany, dia mahazo misokatra ihany koa raha handevina , fa ny mamadika ihany no tsy mety, Tsy mila manao polytechnique dia mahita hoe aiza ny olana @ malagasy, aza atao mahagaga fa mahay mihitsy anie ireto avarapianarana malagasy ireto eh, marina eh


Tsy mahagaga, mpiserana >>>izahay aloha mamadika fa mbola tsy nisy naka vovompaty izany na iray aza, resaka misavona izany amiko,mahalala madio ianareo dia fantatrareo tsara hoe inona marina iny vovoka iny, tsy mamorona mikroba iny tompoko, mikroba efa ao anatin ilay olona alohan ny ahafatesany ihany no mety hisy tafajanona ao antin iny, (ny lalitra sy moisisure mety mitondra ihany fa tsy any lotra ny olana), ireo mikroba ireo dia mila rano ny ankamaroany , vovoka no resahanareo ary nianatra ianareo dia aveloka ianareo no handinika ny tohiny, misy ihany anefa mikroba velona ela be , na tsy misy rano aza, izay no ilŕna dokotera manome taratasy isaky ny misy maty , io no ilain ny autorité mamoaka ny permis fandevenana ,raha olona tsy nisy microbe , fa matin ny hypertension ohatra, dia mikroba mitovy @ germe intestinale no mamotika ny vatana (ptroteine) ho lasa vovoka , miala tsiny kely , mahay nareo fa tsy atoro


Efa miteny foana aho fa hafahafa mihitsy ny hevitry ny gasy mba mamosaka hevitra ety amin'ny forum. Misy mihitsy ny rajakom-bazaha sy ny bolokim-bazaha.Mba hazavao ara-tsiansa ary hoe ny fifandraisan'ny Bacille de Yersin amin'ny famadihana na ny famonosan-damba ? Ary asehoy mazava tsara hoe nahoana no mbola mitombo be foana ny gasy ary tsy misy matin'ny pesta ny mpamadika, nefa tokony efa maty daholo ny ankamaroan'ny olona amin'io famadihana io ?Raha mahatafavoaka an'izany thčse izany ry Mpiserana sy ny n******* mitovy hevitra aminy, dia azo atolotra ny anaran'izy ireo ho amin'ny Prix Nobel de Médecine amin'ny manaraka.Fa tsy ny vazaha foana no hahazo izany.


Mpiserana >>>Hevi-dravina ny anao. Ny pesta tsy voatsabo toy ny gripa sy sery araka ny filazanao azy.Izay no antony hilazako fa mahagaga ny hevitra mba miposaka ety.