image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Fa raha milanjalanja faty sy mamoha fasana foana kosa vé tsy handairan'ny aretina ihany nareo farany, feno olitra sy voalavo anie ny fasana eRaha misy olona matin'ny peste na cancer na sida na areti-mifindra hafa ny faty na razana kasihan-dava ao dia ahoana.Ny systčme sanitaire sy dépistage any dago tsy dia hoe harifomba mahenika dago manontolo akory.Na tsy ampidirina resaka fivavahana aza fa logique tsotra fotsiny dia mitady loza ihany ianareo mamoka faty hanaovana fety isaky mihetsika ireo.Tany aiza no mbola misy peste isan-taona miverina izany foana.Ny olona efa t@ moyen-age no tsisy peste izany intsony.Ny loto sy ny canalisations efa t@ colonisation ihany no mbola tsy misy fanamboarana, dia aiza moa no tsy hilona anaty loto sy bactéries


Rahagaga a, tsy misy resaka nianatra tao Mada na tany andafy, tsy eto mihitsy ianao no afaka hitsara an' izany, tsy misy resaka avara- pianarana izany koa.Tsy fanatrao araka ny heviny eto hoe nianatra izy na tsia, saingy taratra eto fa marary foa ianao satria hoe nianatra ny sasany eto. Olanao izany.Mandehana mianatra raha mahatsiaro tsy mahavoa loatra mihoatra amin' ny sasany eto.Ny hoe mitahiry mikraoba ny fasana dia mazava.Tsy hitako izay hiadiana hevitra lavabe amin' izany eto.


raha miaraka @ Jesoa enao dia tsy matahotra pestazay fotsiny ny ahy


rahalahy josé -+- , tena marina ny voalazanao, tahin'ny Tompo ianao rahalahynamana be fanontaniana Hono oa -+- anakaTsy misy afa-tsy tokana izany Jesosy izany one, un, iray ...., mila mivavaka foana isika Amen!


Hono oa -+- anaka -+-Jesosy koa tsy hanaiky hampirafesina izany fa na ianao aloha miaraka amin'ny losifera, na ianao miara-dia Aminy, fa fotsiny Jesosy miandry foana anao raha mbola tsy tapakevitra ianao, manokatra ny varavaranY foana izy.Amen!


anaka -+- ary ny tsy mpandala ny famadihana mba miaraka amin'iza ihany koaAmen!


toarian ny fivoriana nataon ny FM teto Madagasikara dia be ny zava hitranga eto


namana Mpiserana -+- anaka -+-Aoka tsy haniratsira ny boky mirakitra ny tenin'ny soratra masina ianao sy izany francis turbo anao izanyAmen!Andriamanitra tsy azo hivazivaziana Amen!


bodofotsy miisa 800, no nomen ny diaspora gasy avy atsy amin ny nosy La Reunion ho an ireo marary ny pestafa maninn no 800??? fa tsy X isa