image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Fa raha milanjalanja faty sy mamoha fasana foana kosa vé tsy handairan'ny aretina ihany nareo farany, feno olitra sy voalavo anie ny fasana eRaha misy olona matin'ny peste na cancer na sida na areti-mifindra hafa ny faty na razana kasihan-dava ao dia ahoana.Ny systčme sanitaire sy dépistage any dago tsy dia hoe harifomba mahenika dago manontolo akory.Na tsy ampidirina resaka fivavahana aza fa logique tsotra fotsiny dia mitady loza ihany ianareo mamoka faty hanaovana fety isaky mihetsika ireo.Tany aiza no mbola misy peste isan-taona miverina izany foana.Ny olona efa t@ moyen-age no tsisy peste izany intsony.Ny loto sy ny canalisations efa t@ colonisation ihany no mbola tsy misy fanamboarana, dia aiza moa no tsy hilona anaty loto sy bactéries


Mirongatra ny peste rehefa mandehandeha eny ny parasy mitondra ilay bactéries, ny parasy nanaikitra voalavo infectés izao dia mamindra @ olona.Dia Samia mamaly hoe toerana aiza sy manao ahoana no misy sy tian'ny voalavo.Pičger na ny voalavo dia dorana lavitry ny tanana fa tsy vonoina sao vao maika hanaparitaka parasy indray.


Voalazan´ny Tsy mahagaga teo : "...Rehefa misy fiantraikny @ tontolo iainana sy ny santé kosa aloha dia tsy hitako hoe inona no mbola insisté na hanohizana tradition iray!! Fa maninona no hoe fin de la discussion!!ary tsy ny merina rehetra koa aloha no mamadika aoka hazava,Efa hita ny.vokatry ny famoahana lava razana ao anaty fasana ao fa mety hampididoza ka fanahi 'i Gallieni no tanisaina..."Iombonako tanteraka ilay hevitra.Resaka medecine izy ity ry zalahy a, fa tsy resaka Galienni na fanjanahantany . Efa mazava amin´ny rehetra fa io filalaovana faty io dia mampirongatra ny aretina sasany ka tokony asiana fieritreretana ( tsindriako : na faty maina na faty lena , na eto afovoantany na any anindrana)Tsy azoko hoe maninona no mbola miady hevitra lava be toy izao ny gasy , na ianao hiady hevitra lavabe sy hizesta amin´ny fombandrazana mamparary, dia rehefa misy ny aretina dia ny filoham-pirenena foana no henjehina hoe tsy manao inon´inona, na ianao handray fepetra dia ho foana ny aretina toy ny peste , toy ny firenena rehetra.


OK, Okay, raha namaky ny voalazanao ery ambony ny tenako dia tena miombon kevitra aminao, satria haiko tsara iny "Androy" iny ,fa ho an i ireto Gasy zay tsy mahalala ny fomban ny gasy toa azy dia somary manahirana ihany, ho an'ireo nandia fianarana moa dia misy maha marina ny voalazany ihany ,saingy ny hadinony dia ny fomban drazana tsy midika hoe "io no fototrin ny Pesta Tompoko" ny pesta dia aretin ny loto misy facteurs be dia be ao matoa velona sy mivoatra ny otrik'aretina ,"loto =fahantrana sns sns " ka aza dia ny fomban drazan no asian dresaka re olona, fa manana ny fomban drazany daholo ny olombelona isakin'ny fireneny, misy gasy tsy mamadika nefa ahoana no any :voa sy misy Peste,?Nisy teny izay hoe"ny fahadiovana no antoky ny fahasalamana"amin izao anefa dia mahazo vahana tanteraka ny loto ,asa na hakamoana na tsy ampy ny fanabeazana ?


ravonjison>>>>tsotra be anie izany eh, foano ny famadihana raha izay no anisany hitanareo fa mahafoana ny peste eh, ary misy tokoa ny kolikoly, mety misy hoe olona matin ny pesta dia lazaina fa matin ny tazo, dia alevin ny havany, dia fohano koa ny fandevenana ataon ny fianakaviana, inona no sarotra @ zany, mahay tokoa ianareo ka, mahita vahaolana tsotra anefa anisany mahomby be, Ianreo sy tsy mahagaga sy similaire izany izao no Malagasy miady @ fombandrazana mamparary, bravo , miandry izahay, tsy mamadika , tsy mandevina intsony rehefa avoakanareo mahay azy ny lalŕna momba izany,


Antony ( facteur)iray mampisy ny pesta ny famadihana, ary tsy pesta ihany fa aretina hafa koa.Maromaro ny " facteur" mampmisy ny pesta eto Mada, tokony jerena daholo izany , fa tsy ilay famadihana ihany.Jereo eto :Current perspectives on the spread of plague in Africa:.....*******tural and socio-demographic factors:Every society has its own *******ture regarding the interplay between those who are and those who were. Famadihana is a traditional ceremony of the Malagasy people known as the turning of the bones. People bring forth the corpses of their ancestors from tombs and rewrap them in fresh cloth, then dance with them around the tomb to live music. Once the dancing stops and the bundled corpses are put on the ground, family members lovingly run their fingers across the skeletal outline protruding through the shrouds. Bones and dust are moved about in an effort to sustain a human shape.135 Onsets of pneumonic plague during such ceremonies have been documented, suggesting that handling of potentially plague-infected corpses may be the cause.69,108,111 Thus, the Malagasy Ministry of Health recommended a minimum period of 7 years between death and exhumation of a plague victim, and before any transfer of a corpse from one village to another.69 Migration and transportation of goods containing infected rats or fleas is another factor favoring rapid transmission of plague in the country.136 Poverty associated with overcrowded dwellings favors disease transmission and outbreaks in urban settings.90 In remote rural areas, people often prefer consulting traditional healers instead of health centers, thus delaying the implementation of an effective chemotherapy........


Foanana ny famadihanaFoanana ny fandalŕna ny FIHAVANANAFoanana ny finoana sy fomba amampanao malagasy.Inona izany sisa?Mba olona mahay mampiasa ny tambazotra na tranokala dia mbola minomino foana ihany!!Ianareo any an-dilam-bato indray zao io!!!Pff!!!


ravonjison , Tsy mahagaga >>>>>>ianareo anie no hafahafa eh, lazainareo izao io fa toa mety ery ny didipoitra, satria ve izany madio tsara ny fitaovana famorŕna ampiasain ny rainjaza? tsy misy ny aretina mifindra @ izany fitaovana izany ? ny vahaolana hitanareo anie mahommby be eh, foanana izay fomba lazainareo fa mamparary, dia raha voa mba milaza izahay hoe azo fehezina tsara @ lalŕna ny fomba , azo hatsaraina mba hadio sy hanaradalŕna , dia laizaina indray fa be ny kolikoly , foananana ihany , mamparary, dia ampiana hoe tsy fomba gasy ny famadihana ,dia avy eo indray ampiana hoe merina sasany ihany eh, izany discours izany anie efa heno eraky ny tanŕana eh, manampy kely ny lazain ny sekta fotsiny ianareo... fa tohizo ilay izy , hajaina ianareo , mahalala madio , manatsaina , nianatra, raha manana trano eto mada i Tsy mahagaga dia mino aho fa madio be ny ao, mahita ny maloto eny andalana sy ny manodidina izy dia io no vahaolany, ampianarina dia eny mbola kely ny olona hadio ,tena mahomby be izany ka, ovaina fotsiny ny programme eny @ EPP dia mivaha ny olana, izany anie no hilazana fa mahay ianareo eh , ho tafita haingana ity firenena raha maro ny toa anareo, ny tsy azoko fotsiny hoe maninona ary ianareo no tsy mba manao député , manao ireo lalana manafoana ny fomba rehetra mamparary , sady manafoana izay atahorana hisy kolikoly, ny mpanao lalŕna sy ny mpitondra teto hatr@ izay izany tena tsy mahalala madio ,tena mila miofana any aminareo , raiso ny andraikitra eh, ampianaro koa ireo, angamba raha misy ny prix nobel @ santé publique dia ianareo no mahazo azy, tohananay nareo ka


Fa ianareo efa namadika ireo ve jamba sa maninona no tsy mahita hoe maloto ny fasana e?? Filalaovana faty vé hitovy @ didim-poitra?????Izany fasana izany ry zareo dia misy voalavo, nofo lo,holitra,olona mety matin'ny aretina isan-karazany,nofo simba sy miraraka,fofona, tsisy dikany intsony io nofontsika io rehefa maty.Ny antsika gasy toa Maty foana ve vao ramalala? Fony fahavelona toa tsy mahafoy na akanjo iray akory aza fa efa vovoka sy taolana vao tafian-damba.Ny olona vao nodimandry no tsy maintsy karakaraina sy alevina fa izay efa ao tsy aleo vé handry am-piadanana.Efa resaka santé publique no voakasika dia mbola minia mikimpy ihany


nareo refa te amadika d atovy any atokotan nareo any faza lanjalainjana eraky ny tanana sy ny arabe iny fatinareo iny fazao ny tout le monde no minana ny tsy fihinanany. zay tsy mila an zany razana zany no tsy mila toko sy andininy kou fa prouver de maničre scientifique fa feno microbe ny fasana, ka manina ra tsy alevina ny avanareo fa tazomina miray trano aminareo ao faza alevina. tsy mila filanjampatinareo kou zahay, ny santé ny zanakay no mampiasa saina anay satry nenay refa maty d milevina fa tsy mbla avoka lanjalanjaina otran'ny kiso sy alika, ka atovy ny famadianareo fa atovy ao atranonareo de aloe nareo menakavy no ho fatin'ny aretina ao na tsy pesta aza fa aza zahay no contaminéna @ bactérie avy any anaty fasanareo any. tena gaga @ reto gasy milaza azy ho nianatra mikirakira ordinateur ireto za nefa de mbola maizintsaina b iany. sode tokony miverina misalaka kou nareo fazany no fitafindrazana, ajanony ny patalo fa netin'ny vaza reny, aholan'ny dadabenareo eo ny tendanareo fa sady mangatsika izy no tezitra fa tsy misalaka nareo. fady kou ny manao internet fa tsisy an zany tamin'ny andron'ny razanareo, lasa miverina any andavabato any doly de any mamadika fona mandavatona pffff