Nitantara ny loza nataon zanany tamin'ny rainy ramatoa:-Hitanao rangahy, ity zanatsika entiko any ampiasana rehefa tsy miasa, kay nahabevoka ny sekreterako.Taitra rangahy-Zaza 6 taona inona no fantany amizany fa aza miteniteny foana.Hoy reniny: -Nosavainy tao ny poketran'ny sekreterako dia notsindroniny paingotra daholo ny fimailo tao.Grrrrrrrrrr