zah 30 ans ny vadiko 30 ans ; ny zanakay 2 (2 sy 5ans).ny olana dia ny vadiko zao efa ho 85 kg zah 70 kg lasa natavy be izy depuis niteraka nzanakay faha2 . ef noteneniko hanena tena fa tsy mety KAMO . efa niezaka ah ny nanampy anazy hanao gym ,regime snsnsnsns fa manao kely de ajanony de na zah mitarika azy ndray ary no lasa kamo .zah anefa en forme be , musclé tsara .inona no ataoko fa tady ho leo azy ah ; na manao rs ary izahay tsy mahazo fihany intsony ah ; hatreto mbola tsy nanitsaka azy ah fa tady ho anaonao foana fa be nsipakely miodiody amikoamizao !!omeo hevitra fa very aleha merci