Le vadiko d efa ataoko oe mampime sisa. Isaky zay mahita irika dia ny itady le sipany taloha ihany, raha vao tsy eo aho dia efa lasa izao mitady an'le sipa, na eo aza aho dia miaritory mihitsy iresaka @ le sipa. Izahay sy ny ankizy ato antrano ohatran'ny moana fa raha tonga fa le kala tsy mirahraha azy ary tsy adinony mihitsy. Isaky za misy occasion hiresahana aminy d mody hoe mirahaba bonne annee, joyeux noel joyeuses paques nefa izahay ato antrano jamais izy mba miarhaaba anay fa refa tsy miateny zahay sy ny ankizy d jamais izy manao premier pas. Nefa nge d efa nataon'io sipa io nandrainigringy mihitsy fa mbola tsy fay tsara ngamba koa mbola any foana no milelapaladia, dia ihomezako sisa fa leo aho fa mba manao izay mahafalifaly ny foko koa aho. Sady amin'izay ange sipa efa atsipitsipin'izao karana, vazaha , afrikana ,sinoa, rehetra zao, miteraka @ karazana olona no ataony d mifindra monina etsy sy aroa, refa atsipin'ilay vazah manaraka eo ve le sipa tsy hody any aminy any,aleo hanao fa ny fiainako amboariko, mba tsetsatsetsa tsy aritra eee..... Hafahafa nareo lehilahy ka...