image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aza kenakenaina izany ny sipanareo zalŕ aEnto mandeha tongotra rehefa mampiaraka, tereo hihinana dité sy mofogasy, ento taxi be ho tera-tsemboka, dressé-ou ôtran'ny omby ary kelikely ny porofom-pitiavana, fantaro hoe tokony ho izy no tia be be kokoa noho ianao sns... Rehefa tsy voafehin'lŕ ireo dia eo ialahy no raisina fa midingin-drambo ireo. Maty Elŕ <yeahh


Tsy marina zany fa mampitsoaka sipa. fifanajana no atao, izay takatry ny vola no iarahana, ary mila miezaka foana mba ho tsaratsara kokoa ny fidiram-bola fa tsy hivoretaka @ fahantrana eo foana. Samy miezaka @ zay tsisy midingin-drambo