image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba,Resaka tsy sérieux izy ity hoan'ny ankamaroan'ny olona mamaky.30 millions ihany no olona mahazo an'ity zavatra lazaiko ity eto ambonin'ny tany. Ka raha misy malagasy mitovy ahy ao anatin'ireo dia mahazo tsara ny tiako ambara.Lehilahy no miresaka fa mitady vehivavy izay lazain'ny fiarahamonina fa:- Miavonavona, tsy dia tia miresaka amin'ny olona- Égocentrique, hafahafa, froide tsy misy sentiment- Tsy dia mitsiky na mihomehy firy- Tsy dia tia mampiseho hafaliana- Tsy dia manana namana fa solitaire- Zavatra vitsy ihany no interet- Manao fiakanjo hafa raha oharina amin'ny standard ny fiarahamonina, manao akanjo gothique, tsy mivakiloha fiakanjo, ......Isika anefa dia mahatsapa fa tsy izany velively fa isika no hafa ary tsy mahazo antsika ny fiaraha-monina ary tsy afaka ny hiova isika fa efa izay, isika ilay olona tsy typique standard.


Otrn midentifier ana mits io zan an!