image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

niniako notantaraina ato ity tantara ity mba ahafahako miresaka sy maneho ny hevitra satria zao ilay tantara:9 taona nivadiana , 2 ny zaza, vehivavy ity mitantara , efa tsy zaka intsony ity teny mahery ataon vady ato antrano ity, ambaniany @ havako sns kanefa dia zara ra mifandray amin havana avy aty amiko zahay , ny havany kanefa lolohavina antampon ny loha tsy mitaraina na mimenomenona aho , na dia fantako tsara daholo aza ny fahalemin ny tsirairay .zany tokoa ve ny fanambadiana?ny tokantranop rehetra ve tsy maitsy miaina an izany daholo?ny lehilahy rehetra ve efa voasoratra fa tsy maitsy miaraka @vehivavy any , ary ny loza dia efa voan aretina tany (MST) io le raha??inona ny tokony hataoko?? misaraka ve? rehefa resahina anefa dia tsy mety ho diso mihintsy ??ankoatry ny vazavaza igagan manodidina dia mampalahelo ahy ny ankizy mahita ny hanaovany ahy isanandro . rah amba manankevitra ianareo dia mba toroy e.isaorana sahady


Mivavaha ho an'io vadinao io, asaivo fehezin'i Jesosy ny vavany sy ny fony. Zao nefa no teneniko anao: matoa izy mbola mi-surveiller ny fb sy message-nao, mbola saropiaro aminao izy ihany izy raha ny fahitako azy. Vehivavy tsy tiana zany tsy hijanonana, efa lasa izy otran'izay raha tsy tia anao. Ny solution voalohany @ pbm-antsika nge dia vavaka foana e, Jesosy mahay mandamina fa ianao mijaly io mihitsy no antsoiny.


Mila mifanaja ao antokatrano: sahala avokoa na ny lahy na ny vavy!!!


Mapalaelo n tataranao


Tongava saina d amboaro izay ts mety, resaho ramose