image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra,Vehivavy no manoratra, manambady ary mananjanaka aho, tenenin'ilay vadiko izaho efa ho iray volana izay fa tsy tia ahy intsony izy tsy mila ahy intsony. Indray mandeha izy nilaza mihitsy hoe misy vehivavy miaraka aminy fa efa leo ana izy. Ny antony tena nahatonga azy nanao izao vava izao dia noho izaho saropiaro loatra dia manontany azy foana aiza ianao?? Maninona ianao??? Lasa nisy tsy fifampitokisana intsony eo amin'ilay tokantrano nanomboka izy nampirafy ahy???Dia ireo teny sy fihetsika sy vava indraindray izay ataoko azy no nahatonga azy niteny hoe LEO ANAO ZA tsy tia anao intsony??? Mila valiny tena mahafapo fa aza atao vazivazy


ie, d'accord @ R mitsy ah. fa mivavaha iany koa fa sao lazainy tsy mirarah azy tsony koa enao ka libre ny hande izy. A/tra ihany no mitazona anareo tsy hisaraka. Tsy azo atao tsinontsinona mitsy iny resaka iray iny fa important be.


Ny hasarotampiaro diso tafahoatra mandrava fitiavana.
Meteza enao am toerany raha tahak'izany ataonao izany no ataony anao.
Ho tsapanao eo fa tsy mety ny manao izany