image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

Vehivavy, efa niaina an'io. Saika latsa-paka be ilay fitiavana satria niainga t@ resaka firaisana ara-nofo hatrany ny fihaonana saingy niha-nitombo ilay fitiavako (Ny azy tsy haiko) fa nila hery matanjaka vao afaka nandà fangatahana rdv amoureux taminy.

Tsy nanenenako anefa satria niaina zavatra tsy nahazatra ahy aho, adrenaline teo @ tahotra niampy fahafinaretana nangalarina. Mbola tsaroako hatr@ izao

Vehivavy no manoratra!
Efa teo fa enjana be miala aminio,saika tsy tafiala aza
Tsy te hiditra lalina intsony nade mbola mahatsiaro2 aza indray2

Tena tia ahy ilay olona niaraka tamiko na efa nanambady aza. d lasa tiako be koa izy. na ilay vadiny aza nahatsikaritra ilay izy fa tsy naka lagy taty amiko. tsy navelan lery koa ny tena marina. fa tsapako fa diso ihany aho satria tokony nifehy tena. après anzay, tsy misy réussite mitsy ah, tsy mety foana ny zvt atao, miady amiko foana ny ataon lery, tsy nisy fahamamiana intsony ilay fiarahana. Dia tsapako t@ zay fa ilay vadiny no nivavaka tany ambadika tany dia tsy mety mihitsy ny anay. D najanoko. Izay ilay fiainana hafa. Mamy mangidy tsy hay tsy hay.

Zany ve ry zareo tsy mapitombo ny probleme ao atokatrano fotsiny

Marina mitsy izany ry madama a!

Ho anareo ef nanao anio! imagineo oe nareo n anaovan vadinareo anio d ho tsapanareo zan fijaliana izany!ù

Tena mifanohitra am tokony ho hitsiny mihitsy ity raharaha ity nefa d mino ah fa maro no manao anio