FITIAVANA DISO TAFAHOATRA SA TSY FAHATOKISANA SA LOGIQUE IHANY????Iizaho izay manoratra dia lehilahy manana fofombady. Tena tiako izy ary mety izay no antony izao fisarahanay izao. Satria dia nilefitra fôna aho tamin?ny izay nataony rehetra.Somary lavalava ihany ny taratasy fa ialana tsiny.Marihiko fa izahay dia samy miasa ary azo lazaina fa samy manana ny maha izy azy eo @lafiny asa. Izahay koa anefa dia somary mifanalavitra ka samy manana ny trano ipetrahany avy. Tamin?ny izy mbola nianatra dia nilamina ny fiainanay fa vao niasa izy (izay asa somary mandendeha be satria resaka consultance) dia nanomboka nivoaka ny olana.***Voalohany: Lehilahy mpiara miasa aminyAmin?ny maha mifanalavitra anay dia amin?ny telephone no ifampiresahanay matetika, saingy nisy fotoana dia nisy lehilay nanadala azy, izay voaporofoko, fa miantso azy fona isak?alina, vao avy miresaka izahay dia OQP fona ny phone hatramin?ny 1h maraina. Matetika mo izaho mandalo any aminy mitsena azy ary matory any ka tratrako niresaka t@phone izy tany @douche t@io lehilahy io. Raikitra ny ady, ary dia nolazainy fa asa sy fiainana @ankapobeany no ifampiresahan zareo. Efa nisy fotoana ihany ko izy nandainga tamiko fa milaza fa namonjy anniversiare ny namany nefa (voaporofoko) fa niaraka tamin?io lehilahy io izy ka t@10h alina vao nody. Nolazainy fa oe tsy matoky azy hono izaho sady saropiaro diso tafahoatra, dia nilefitra ihany aho nohon?ny farany.**Faharoa: lehilahy hafa indray (izay fantatro sady mahafantatra ahy sady efa vadin?olona), mbola miara-miasa aminy ihany koaAmin?ny fahatokisako azy moa dia matetika zareo reo miaraka mandeha mission ohatra oe akaiky2 (ambatolampy, arivonimamo,?)mande fiara maraina de mody ny hariva. Natoky anzareo izaho fa nisy tranga sahala izao no nampisalasala ahy tamin?zareo. Nandainga taminko izy fa lazainy fa ny ?client miaraka @chauffeur no miaraka aminy any ary ny client no manatitra anazy. Saingy tonga anefa ny hariva dia nanotaniako iz oe ?tsenaina ve?? satria izaho tonga tany aminy tamin?io dia hoy iz oe ?client & le chauffeur no manatitra ahy ť, ts nampoiziny anefa fa itako izy sy io lehilahy nanatitra anazy teny an-tranony @19h, fa tsy ny ?chauffeur& sy le client?. Mbola nolazainy ihany izaho fa saropiaro diso tafahoatra fa sady ts matoky azy hono, anefa izaho dia nandaingŕna ary nananako porofo tsara ilay lainga. Nilefitra aho ary mbola nitohy ihany ny nataonzareo. Marihiko fa misy olona milaza amiko aza fa ?otran miaraka zareo fa zan oe ts tena ananako porofo tsara?.***Farany teo izay nitarika anay amin?ny fisarahana fa mbola nandainga tamiko ihany iz izay @io lehilahy faharoa io ihany.Nilaza iz fa ande mission somary alavitra (ataoko oe ?Z?) izay itako oe noforonina fotsiny. Nodiako fanina ilay dihany ka niezaka aho naka information, hay miandry azy any @le toerana ?Z? anaovany mission any ilay lehilahy. Ankoatran?izay dia niampy ny message hitako tao @téléphone-ny izay miresaka amina vehivavy iray (namany miara miasa aminy) oe? Ahoana mo no ampiarahako amin?i X (ilay lehilahy io) fa izy aza lasa nande mission any ?Z? fa nareo tsy nampahafantariny fa izaho ihany no nolazainy? . Ankoatra izany dia mifampiantso foana zareo amin?ny télépnone na andro na alina. Izaho anefa zara raha mandray izy rehefa miasa fa lazainy fa sahirna fona izy.Nidrikina aho tamin?ity farany ity ary dia niteny izy fa aleo misaraka ozy izy, fanazavana no notadiaviko taminy sy porofo nefa dia fisarahana no noteneniny ahy fa izaho hono ts mahatoky azy mihintsy. Tsy hitany intsony hoy izy izay hitadiavana porofo anazavana izany fa izaho hono ts matoky azy ka na inona na inona ho lazainy dia tsy hino izaho. Marihiko ihany koa fa t@izy tratrako nandainga tamiko t@ilay cas ery ambony (nandainga t@le oe aterina chauffeur) dia efa niteny tamiko izy fa aleo misaraka,saingy izaho no mbola nandefitra ka nampilamina ny fiarahanay.- RAHA IANAREO NO TEO AMIN?NY TOERAKO SAROPIARO DISO TAFAHOATRA VE IZAHO SA NORMALE IHANY NY REACTION-KO???- SA VE OE LEHILAHY DISO TSOTRA LOATRA AMINY IZAHO KA NARARAOTINY????- SA VE OE NORMALE IHANY ZANY FOMBANA VEHIVAVY MILAZA FA MAHALEO TENA,,marihiko anefa fa izaho dia anisany nanampy azy t@fianarany ary nohon?ny fiandrasana ny fianaranay ho vita no naha taraiky ny firosoana t@fisoratra, sy ny tohiny?.Ary efa nisy fotaona ihany koa izaho anao ny raharahanay fa izy no tsy nanaiky.Misaotra anareo manokana fotoana hamakiana sy hamaliana ny olan?ny namanareo!!!