Vhv no manoratra,azafady fa somary lava ty lahatsoratra ity.zah niaraka tamin'lhl efa ho 3taona zao ny fiarahanay.nisy vhv cousineko tiany talohako nefa nifindra nipetraka tany amin'ny havanay hafa io vhv io d lasa za ndray no nadalainy ary tsy tiko izy tamin'zany,nisisika niaraka tamiko nefa izy d niarahako iany ary 1volana tao aorian'zay d niverina nipetraka tao aminay io vhv io ary nolazaiko izy fa sao mbola izy no tiany d ts nanaiky izy fa za nolazainy fa tiany d rehefa tena nisisika mafi izy dia lasa tiko b taty aoriana ary nifankatia b zay ka natao ny fisehoana dia nifanome daty anaovana ny mariaznay ny fianakaviana,d reef nande nftona dia niova izy,lasa mampijaly be ahy ary fantatro manei fietsik te iala nefa tsy maita fomba ialana ka mila vaniny amizao reetra zao ka na fietsika tsisy dikany ataoko aza d anakianana ahy ary tena diso koa aho teo imason'ny mamany d iezaka nanotany azy iany nefa aho oe sao enao te isaraka amiko na misy olo-kafa tinao e!? d oi niavaliny oe tia ahy izy matoa mbola ts niteny isaraka amiko nefa ts arak'zay nifietsiny,dila ny fotoana nifanomezana anaovana ny mariaz nef ts nasiany resaka na mb niala-tsiny tany amin'RADko akory ar nanotaniko izy d tratrako nisy msgny nefa tao anaty findain'le cousineko ary nalaelo mafi ah d notsatoako le cousineko oe nlazain'i...tamiko oa fa manadala azy hono enao,d hoy izy namaly ahy hoe izy no manadala miantso ahy milaza fa za hono dia misisika hiaraka amiko izy fa mbola tsy nanaiky aho ko za ahoana,dia nolazaiko an'le olona miarak amiko hoe fantatro amin'zay ny antony dia nifona izy fa za hono no rena tiany fa mbola ts afa-po tamin'io vhv io nanaovany an'ireny.dia namela azy aho ary nifapoavonavona be rzareo tao aorian'io dia lasa halany be le vhv ka ts avelany miaraka amin'io cousineko io za atrizao,k nifona tamin'RADkob izy nefa inona fa niova vetivety fa dify nftoana manarak nomen'ny RADko dia toin'taloha iany,tsy niala-tsiny akory izy ary tapa-kevitra ny hiala aminy ah dia nisaraka 2volana zai ary nanadala an'izay vhv sady lava vaventy zay izy satria ihoatr'io ny tena bikana vhv tiany ary henoko tamin'namany ary fantany hoe fantatro ny ataony dia nifona nandadilady ndray izy ka nadabony tany io vhv io ary reef nifamerina izaay dia fantany hoe efa miaraka amin'olona io vhv io d lasa halany b ko amin'zao.d nifona ndray izy nefa ts miova ny toetrany fa mbola mampijaly foana(tsy mba manokana fotoana iaraana amiko mihitsy izy na dia mangetaeta izany fatratr aza ah fa aleony ny namany ary ze reetra angatahiko dia manaiky izy eo fa avy eo izy mivadika,ary ts mb mitsinjo ahy sy tsy mba manaja ny zavatra tsy zakako izy fa manao fanahinina fona)k itan'ny ankohonako ny tsy fanajana eo aminy dia lasa ts tian'ny ato an-trano tsony izy.notsoriko taminy fa ampy ahy nfijaliana nataony tamiko ary marary mihitsy ah vokatr'zany ar fantany tsara zany fa nisy ftona ah efa saika matin'ny aretim-po nohon'ny ataony ary mitady iverina le izy ka naleoko nandray zay fana-pakevitra zay.tsy nanaiky nefa izy fa nilaza oe mbola tena tia ahy ary hosimba ny fiainany raha saraka amiko d tsy nanaiky ah,nefa za tena maatsiaro mijaly sy tsy ampy fitiavana mihitsy miaraka aminy.inona kay no antony ny fihetsiny??? D mety ve ny nataoko??? ary tsy hanenina ve aho???mankasitraka sahady anareo tompoko