Miarahaba anareoRaha niaraka t@ olon tiako aho 9 taona izay, ni sedra zavatra maro izahayNoraran'ny raiamandreniko aho tsy hiaraka aminy satria hoe côtier, mpanavaka no fiaviana, nefa zahay avy @io côtierNosakanana hatrany izahay ny hiaraka, tsy tia hahalala ny raiamandrenyIzahay mifankahay tsara sy mitady filaminana, miezaka ny haneho amin'izy ireo fa responsablesFa otrn hoe tsotra sy miforitra @ze tenenina hatrizay ka tsisy mihainoLe olona be di-doha sy nanao adalana kokoa no otrn afaka mifanambady mlam ref nandinika ahoIzahay maniry hifanambady, ny havako aty andaniny anefa tsy manaiky fa hoe andevo reo, isika taranak'andrianaNefa fantatra ny ankilany fa nipetraka avy @ manjaka ihany koaIty hoe mainty, ratsy, averimberina amiko de mampalahelo ahy nefa tsy mba misy mihainoTsy manambany fomba aho fa ny hevitro tsy mirona @zany hoe saranga zany fa maha afa po ahy ny toetra ananan'ny olon tiako ary izay indrindra no aniriko tso drano avy @ fianakavianaNefa tsy hanome mihitsy izy ireo, vady hafa no atolony ho ahy28 taona aho ary 31taona ingahy,samy manana antom pivelomana ka mikasa hiady na tsy sitrakay ny sasany aryAhoana ny fahitanareo izany ? Ary iza no efa too ohatr'izany sy ny tohiny ?