Salama daholoafaka mba azavainareo vehivavy ireo ve ny fomba fisainanareo reo.Lehilahy za ary manana namana vehivavy izay akaiky ihany. Io vehivavy io rehefa mila fanampiana dia hainy ery ny manambitamby, rehefa milamina kosa ny fiainany dia ny fisianao ary tsy fantany. Ny olana dia tiko io vehivavy io kanefa misalasala ihany za oe sao mba fanararaotana fotsiny ny azy fa tsy mitovy. Inona no tokony atao? iditra ve sa itsoahana?