Arak'ilay sujet , ny ahy dia miaraka am mpiara miasa, .so dia mba afaka misy mizara ny experience nareo !! ny olana kely amiko dia rehefa tnga lé fotoana hisarahana , tsy maintsy ho avy mantsy zay , tsy maintsy hisy gene, marary fo ect ... ahoana ny fomba i gérenareo an'ireny !!!!