izao no fahitako azy:voninahitry ny RAD ilay izy, na tafita enao @ fiainanao sy asa ataonao, nefa célibat, dia ohatran'ny hoe tsy nisy dikany t@ RAD ny ezaka sy fihafiana nataony nahalehibe anao, tsy dia enao loatra no tena hiantefan'ilay resaka fa ny RAD, saingy tsy directe fotsiny fa mody hoe enao no hanaovana critique lava enyvoninahitra ho an'ny vehivavy koa ny fanambadiana na misy aza misaraka any aorianaconclusion amiko dia voninahitra hiraisana ilay izy, ary mampisy lanja ny vehivavy ny hoe mariée, mitovy @ kilalao enao imason'ny lehilahy na hoe tsara situation sy manankarena aza raha célibat, ka izay no mahamenatra ny RAD fa tsy afaka hanao forcer ry zareo, mety malahelo izy fa tsy sahy miteny aminao koa satria fanambadiana tsy terena, fa ambadik'izay dia misy tokoa ny tahotra satria ny zanaka tsy manambady dia ohatran'ny hoe mbola responsabilité an'ny RAD na tsy mipetraka ao aminy intsony aza enao, rehefa manambady ny zanaka vao milamintsaina ny RAD satria ny vady no misolo toerana azy ireo amin'izay, ohatran'ny hoe sécurité @ RAD ilay fanambadian'ny zanany eh!!izay no hevitro fa sujet tsara no napetrakao ary tena ilaina mihitsy ny fanazavana isankarazany satria efa mivoana tsy hay intsony ny tanora ankehitriny ka izay koa no mampisy tahotra ny RAD sy havana sy namana