ho antsika rehetra na lahy na vavy mitaraina fa tsy sambatra anaty tokantrano voalohany aloha dia aoka isika rehetra hino fa anjara ny fanambadiana na koa hoe destinka ny olona iray atramin ny naharian Atra azy ety antany dia efa nanomanany anjara sahaza azy avokoa, ao ny natao hanambady , ao nataony ho tokantena ary ao koa ny nataony hanokan tenaka izao ary no izy refa mbola tsy ao anaty tokantrano ry tanora dia hiano tsara ny fahatanoranamandehana amin ny sitraky ny fo sy zay jeren ny maso nefa tsarovy fa mbola ho tsaraina.ny tiana ho ambara amin izany dia izao, rehefa tsapanao fa misy fitiavana olona iray ao anatinao dia iaraho izy... aza mampandefitra ny fitiavanao na inona antony na inona antony ..aza misangisangy fidelite izany raha mbola tsy nanao voady satria mbola ho ela no ananana azy ary tsy mora ny mionona amin ny anankiray mandritra ny taona maro.ny tokony ho atao ary dia izao refa mbola tanora dia manaana namana maro na amourettes no mahalaza azy tsara. ny olana mantsy dia izao , vao manomboka manao sipa eo amin ny 13 a 14 ans eo ny vhv dia te ho ohatran ny mpivady kely sahady. hany ka tafaroso amin ny firaisana ara nofo aloha dia simba ny saina avy eo.eritrereto ange raha tsy asiana firaisana fa mpinamana akaiky mifampizara ny rhtr fotsiny e, afaka miova fitia foana ary kely kokoa ny mandrava lay fitiavana mbola tsy matotra,ny tombony amin io dia afaka mahafantatra toetran olona maro ary afaka misafidy tsaramisy ohatra zao bandy kely mbola saron kenatra dia tsy sahy mamboraka fitia nefa mba manampaniriana an lay sipa kely, dia aleon le sipa miarak am bandy efa somary zokiny nefa sahisahy. iny bandy iny anefa efa nanana sipa dia efa nihinana tany. dia lay sipa kely mbola tsy tokony hanao lasa taritiny anao firaisana avy eo refa tsy mifanaraka dia tsy sahy miala lay sipa satria efa novakiany.dia lasa ampijaliany fotsiny eolay bandy kely tena tia avy eo mahita an iny dia kiriko ka lasa tsy tia azy intsony. dia maty lay tena fitiavana.dia ohatran izany foana satria ny tokony ho anjaran ny hafa tazomin ny hafa nefa tsy sambatra akory.rehefa manambady indray dia tadidio tsara fa tsy ianao irery no naniry io vadinao io. hany ka na makotroka tahaka ny inona azy ny mariazinareo dia ianao no nanambitana ho faly fa any ho any misy mitomany ary mety ho amin ireo invites nareo reo aza mba naniry an io vadinao io saingy ianao no tompon anjara ka mifalia .eritrereto ange ny fahorian vhv sasany nampanatenaina fa ho atao ny raharah nefa lay bandy avy eo tsy tonga e. ny fianakaviana efa vory. enao anefa tsy mba nataony an izany fa tonga tsara izyka arak ilay hira hoe mariazin olontiana. tamin ny andron ny mariazinareo dia nisy olona nalahelo mafy tany satria lasanao ilay mba faniriany. koa raha tsy tianao ary ny vadinao anio tadidio fa anjara ny anareo fa raha tsy anjara io tsy tanteraka fa aza mitsiriritra ny an ny olona fa matoa ny anao ratsy dia ianao ihany no tsy nahay nikolokolo azy , ary raha azon ny olona io ka vitany milay dia ho avy ndray ianao ve hiteny oe modia ?