hono a, ho anareo vhv mahalala fa efa napirafesin'ny vadinareo na koa hoe ampirafesin'ny vadinareo amizao, inona kay no antony mbola hijanonanareo aminy? Aza miteny amiko hoe noho ny zaza aloha fa amiko tena tsy marina satria tsy exemple tsara eo amin'ny zanaka mintsy lay hoe ny reny efa hitsakitsahan'ny rainy nefa dia mbola mijanona eo foana e. Gaga iany a mantsy fa misy vhv tena efa nijaly aman-taonany maro dia nefa mbl miaritra iany ... izany ve no tena fitiavana? Tsy aiko aloha e Misaotra antsika izay hamaly