Salama ô!Fanontaniana manitikitika ny saina : "aona no afantarana fa tena tia anao ny olona iray na lahy io na vavy?Taona vitsy lasa izay niaraka t@olona iray tena tiako aho, ,fa taty afara itako oe tsy mivôna zany le fitiavana no lany andro fotsiny de nanapakevitra ny nisaraka t@ny a!Ny nahagaga izy tsy nanisy olana, asa everiny ngamba oe tsy hahavita ny hiaina tsy misy azy aho?Nande ny ftona adinoko tanteraka ingahy, akory anefa ny hatairako nanomboka iray volana lasa izay fa miatso matetika ahy izy, milaza fa malaelo sns,Za nefa tsy te iditra relation efa fantako fa tsy hi aboutir zany, izy rahateo bandy tsy itanao be iany oe aona zany , atao oe tia tsy tia, efa tsy antanany tsony ianao vao tadiaviny!zay no mahatonga ilay fanontaniana iray eo ambony!Misaotra mialoha @famaliana!