Miarahaba anareo tompoko!!Inty mba misy fanontaniana tiako apetraka aminareo fa somary tsy dia mahafantatra loatraMisy mpivady ara-dalana tsara, misy fahoriana mahazo ny lahy ka ny dadatoan'ilay lehilahy ilay izy, ny fanontaniana dia izao, eo amin'ny toerana iza izy no mipetraka rehefa tonga mamangy ny rafozana avy amin'ny vadiny, ny rafozana aloha izany tsy maintsy hoe mamangy e, fa ireo mpivady ireo aiza, tokony ho eo amin'ny toeran'ny mpamangy sa ilay vangiana?Raha toa koa ka ny dadatoan'ilay vehivavy indray no ndaosan"ny fahafatesana dia aiza ilay mpivady no mipetraka tokony hamangy miaraka amin'ny rafozana lehilahy sa tokony ho vangina? Misaotra anareo