Vhv no manoratraMiaraka @olona anakiray aho.Bevohoka 2 volana aho izao.Izy dia vonona tsy ampisalasalana ny hampiakatra ahy.Ny olana anefa dia ny RAD-ko tsy tia azy fa mbola mitana foana ilay fadin-drazana hoe tsy manambady olona mainty.Tsy manaiky ny hivadianay koa ny RAD-ny izay tena tsy fantatro mazava izay antony.Ilay olo-tiako anefa tena hitako hoe tena tia ahy,ary m'insiste foana ny hanaovana ny raharahanay mialohan'ny hahaterahako mba tonga hono dia misoratra aminy ny zaza dia tsy manangana intsony any aoriana.Ny fianakaviana roa tonta anefa samy tsy misy mankasitraka ny hanaovana ny raharaha.Ary tena tonga hatrany @fitenenana hoe''halao io zaza io dia samy miala'' Tena izaho tsy vonona ny @zany mihitsy satria tsy hoe zaza tsy nirina akory ilay zaza.Mikasa ny hivady antsokosoko izahay roa.(soratra antsokosoko).Ka tsy aiko hoe diso ve izahay raha manao izany? sa hoe tokony hanaraka ny tenin'ny RAD roa tonta ve dia esorina ilay zaza?Tena vaky ny loha.