Dé efa ho 15 taona tsy nanao ninoninona manko énao ry Iddie no tonga indray manadala sy mambabo ny foko.Tsaroako ery aho tia anao nefa enao toa tsy hita be iany, fa na dia niaraka tamn oul aza aho dia tsy mbola nanosika anao.Zao ty isika mifanena indray samy manambady aman janaka, fa dé tiako fona ny mahita, miresaka, mifanoroka amnao...na dé tsita aza izay andraisana anao fa mandroso mihemotra otran'ny fanaonao.Tsy afaka oe inona loatra mou ny tohiny fa de mijery sy mihomehy sisa.zay aloha fa tsss...tiako ny miresaka eto amn moov eto satria fantatro fa tsy hisy hahafantatra mintsy oe iry vhv iry ange ity miresaka ity