Araka io sujet io dia maniry ny mba hanorona tokatrano e! vehivavy no manoratra, 25 taona! Miaraka amin'olona fa fiarahana tsy hitondra ho amin'izany. Inona no tokony ataoko