image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Vehivavy Lay manoratra.Za reto efa niaraka Tam vadin'olona amantaonany a! Efa fatatro fa manambady izy d mbola niarahako ihany satri zareo Tena mifanalavitra Km maromaro mihitsy ary minimum isaky ny 3 mois vao mihaona zareo ra mihaona. Za ndray tetsy andaniny nahazo fapanantenana oe hanao divorce zareo d nanaiky sy niandry. Nomenilay lhl fotoana foana amilay divorce. Refa nande ny fotoana d itako oe mandainga fotsiny Lay lhl ka iny izy sy ilay vadiny nihaona iny no nambarako tamilay vadiny daholo ny resaka. Tsy nanana tanjona hampisaraka any zareo Aho fa nataoko fotsiny Lay izy satri naharary Aho am fapanantenana natao ahy nefa izy aza Kay matahotra ny vadiny fadiranovana. Noho izy nataotra ny vadiny ndrindra no namoahako ilay resaka tam vadiny fa oe miaraka zahay. Gaga Lay vadiny. Nolazaiko ilay vadiny fa ny mamany aza oa mahita anay miaraka, za makany am zareo, miara mitsangatsangana m zareo za sns...tsisy fitenenana oe so tsy mety zao ataonareo zao fa izy efa manambady ( zanany lahy Io). Tezitra ko Lay vhv topombady satri ra tsy izaho niteny Azy d tsy nahalala inona izy. Tezitra izy fa oe complice ny mamany sy ilay zanany lahy. Tsy aiko Zay niafaranizy 2 aveo. Fa ny fatatro d nosarahan'ilay lhl Aho fa Leo ana hono izy, ary niaraka Tam sipa hafa mitsy izy. Lay vadiny zany navrlany a! Za navelany a! Fa sipa hafa mitsy. Tsy nampoiziny nefa fa bevohoka Aho. Ary teraka soa amantsara taty aoriana aty zanakilay lhl ny zanako. Fatany tsara ary teo foana ilay rainjanako depuis za bevoka hatram fiterahana. Nanao ny depenses am zaza izy. Gaga Aho taty aoriana fa teraka ko ilay sipany ary izy (ilay rainjanako) no rainilay zaza. Ankehitriny, ny vadiny aradalana tsy Hay zay niafarani zareo na divorcé na tsi, zaza 1 aty amiko, zaza 1 any amilay vhv hafa ary any amilay vhv hafa Io zao Lay rainjanako no nisafidy satri raha iny mbola nifanersera iny zahay d niteny tamiko izy oe andao asiana zandriny. Za tsy nanaiky intsony ary napetrako taminy fa ra mbola misy vhv hafa miaraka aminao d tsy ekeny saiko intsony. Ok ouz ary nanomboka teo d tsy nifanerasera taminay mianaka tsony izy. D ahoana no tokony ataoko manoloana izany. Io sipa noterahany Io ko d mahalala tsara fa manambady izy fa n'y tsy aiko fotsiny oe vita divorce ve zareo d nanaiky niteraka taminy ilay sipa, sa mbola tratrany fampanantenana ohatra ahy ko Lay sipa? Afaka disoina sy bedesina Aho ra Zay no ilaina sy mahasoa a! Merci


tantara zany ka tantara,