bjr daholo,diso tia be ny vadiko aho dia lasa mampiady anay ilay izy satria tsy reciproque mihintsy.tsy hoe tsy tia ahy izy fa izaho no itako lasa diso manisy attention be loatra aminy dia rehefa tsy mahazo attention avy aminy aho anefa dia tezitra mila vaniny kely foana,miady mihintsy ary,ka inona no ataoko fa tsapako oe diso tia azy aho nefa tsy mahazo retour avy aminy mifanaraka am ilaiko,tsy hoe manao izay ts itiavana azy aho fa inona no torohevitrareo mba handanjalanjako azy.