Miarahaba antsika!!Mba te hafantatra hoe mba ahoana ny fisehon'izany crise de la trentaine izany? tena misy tokoa ve ary tsy maintsy andalovana ve io crise io sa excuse mba entina hi justifier-na ireo zavatra ( tsara, ratsy, interdits ...) vita mandritra izany fotoana izany?Amin'izao fotoana izao manko dia tena tsapako niova be mintsy aho. Be dia be ireo zavatra tsy nampoiziko nefa dia vitako. Na ny fomba fijeriko izany na ny fihetsiko. Raha olona farak'izay econome ary azo lazaina hoe minimaliste mintsy raha ny fomba fiainako hatramizay dia nivadika tanteraka. Indindra @ resaka shopping. Raha misy zavatra tiako dia tsy maintsy azoko iny(marihiko fa manambady aho saingy tena independante tanteraka. Ny charges rehetra ao an trano zarainay mivady 2 daholo. Efa zay foana ny fifampitondranay donc samy manana ny compte-ny...bref). Iny resaka depenses amin ny resaka lamody iny eo ihany fa ny tena tsy nampoiziko dia @ zao taonako zao aho vao tena hoe mi "se sentir femme". Otrany hoe prétentieuse aho raha ilaza hoe "je me sens belle". Je ne me suis jamais sentie aussi bien dans ma peau. Lasa manana "confiance en moi-meme" aho raha olona somary reservée sy timide de nature taloha. Arak'izany dia tsy misalasala mintsy aho refa misy zavatra tiako lazaina na atao. Toa mandeha ho azy daholo. Mazava ho azy fa niteraka zavatra maro positifs ilay fiovŕko na sur le plan professionnel na relationnel na emotionnel sns... na tao am tokan-trano koa aza izany.Misy ihany koa anefa zavatra tsy maha fičre ahy loatra vitako satria lasa ni flirt t@ collegue iray tato am piasana aho. Otrany nandeha ho azy fotsiny izany. tsy mba nametra-panontaniana mintsy aho na ny kely aza hoe mety sa tsia zao ataoko izao fa otrany reny zatovo vavy vao miala sakana ireny aho refa miresaka aminy. Mbola tsy mino aho hatrami zao hoe tena tafalatsaka tanteraka aminy. Je me dis tout le temps que hoe ce n est que passager mais efa presque 6 mois zay. Et plus le temps passe, vao maika aho te hiaraka sy hanorona projet hiaraka aminy( celibataire izy et il connait ma situation).Azonareo angamba ny mampanahy ahy. Efa signe ve izany hoe ef izaho mintsy no te hiova fiainana sa mba crise mandalo fotsiny nefa toa mampatahotra ahy fa tady hanimba ny tokantranoko? Misy fiteny hoe"les gens ne changent pas, ils n'ont jamais tout simplement été comme on l'imaginait". Asa zao ve vao tena mipoitra ny tena toetrako fa hatrizay toa saritsariny fotsiny?miala tsiny raha lava loatra.