Tantarako, lehilahy aho...Samy célibataire zahay, izy tsara tarehy, be mpiantso, be mpanadala, mety misy mmiaraka aminy, mety ho maro, fa miafina, sendra nisy asa nifanojo dia tafaraka matetika zahay, zaho 35 ans, izy 24 ... ny dadabe anay no cousin-cousin ...Noho io sendra tafaraka foana dia nitsiry lay fitiavana adala... lasa saro-piaro aho fa izy be mpikôty... miezak aeny foana nanafina, fa sendra nandeha faritany zahay no nipoitra ny tsy nampoizina... fahitako azy , ny azy envie physique ...Niaraka chambre zahay .. za manao short matory, t@ zay izy slip sy soutient , dia lasa nanao calin... oroka, dia tsy maninona ve hoy izy ... dia niakatra teoamboniko izy ...tena lafatra ...ny olana @ zao , tena tia aho , izy otran tia tsy tia ... nolazaiko azy ny tao ampoko ... rah atsy tia aho ve hoy izy hanao an ireny, nefa volatile be izy ... naleoko nanaja tena... hitako tsy sarotony koa izy mahita ahy miezaka ny hiataka azy... Nahavitako zavatra tsy vitako niaraka taminy, manao firaisana, in3 lasa ny ahy mbola velona foana...