image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour, Mpivady izahay. Mahagaga ana nefa fa tsy mety ajourtény @ compte fb any za. Rehefa mba mandefa demande indray dia supprimény fona. Milaza izy fa mbola tsy fotoanany hono. Mety misy toa ahy ve? na mitovitovy amiko? Izy nefa tena itako hoe hendry satria dia izahay mianakavy foana no handaniny ny androny rehefa tsy miasa izy. Misaotra


Tsy maninona izany,aza mandefa demande aminy intsony , aza alefa lavitra ny eritrritrao , izy ary izany tia anareo vady aman-janany ko! Manakorontana tokatrano io fb io raha tsy voafehy , mahereza e


ZA ZANY : Misaotra @ valiteny. Indraindray fotsiny no mahalasa saina ilay izy hoe sao dia menatra izy hoe izaho no vadiny, na koa hoe tsy te ho fantatr'olona izy fa manambady. Hiezaka handamin-tsaina sao hanimba zavatra maro


Ny ahy izao an!, izaho mihitsy no nanokatra ny compte-mbadiko


Ka misy hafenina ao ngamba ko. Mahavariana


Aza manisy probleme amin'ny FB zany owa, nena koa dia fantako rafotsy rehefa mampiresaka bandy amin'nyFB fa tsy mampaninona ana aloha e ! memezanay fotsiny aveo sady manao commentaire le sms koa ! misy aza tena en plein boulot za de andefasan'ny oe zao indray no mp azoko farany ! ha ha ha de ataonay fanalana azy matsiro be e !


ié!, anefa lé bandy efa mitaingina azy @io fotoana io???, aza matoky tena be vava-.... fa ny trambo anie ka mandady <yeahh


Carusi >Raha aizany no souci-nao dia mi-créer va compte FB fake, na mody anarana hafa sy sary hafa mihitsy dia manaova demande d'ami aminy dia vita kabary !


Tsy mila an'izany eh! <suicide


Tsy normal kosa ny hoe laviny lava ny demande izany e. Mamboly tsy fahatokisana izany fihetsika izany.Raha toa ka hoe samy mifankahita ao amin'ny facebook no tsy tokony ho rarahinao izay ataony ao. Fa eto dia hita fa tsy mampandry saina azy ny hoe hitanao izay ataony ao. Fa maninona no tsy mbola "fotoanany" ? Anontanio izy hoe fa inona no tena andrasana. Izaho tsy miteny hoe mampirafy etc., fa mila hazavaina : Ohatra hoe mety mba tsy tiany ho hitanao ny resa-pianankaviana. Mitombona tsara izany antony izany, saingy tokony ampahafantariny anao hoe izay no antony, fa manjary mamboly eritreri-dratsy ao aminao.