image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 4

slt daoly, sipa no miresaka eto!iza no mitovy amiko ato, celibataire am st valentin hiihi!!!!??za mino fa misy btsk2 ato anh


za sur fa mitady kil enao io de manantena valiny eto oe za koa fa andao tsika hanao pro, ty ny mail ko.....huhuhu


tonga dia sio mail na fb ary hoe dia ao no mikarajia? :p


Fakely ...... :) (y)sur mitsy


dia mahatsiaro voa mafy be ve njy? araraoty aloha ny fiainana célibat e... <roll


Aza atao blem zany seule @ St Valentin zany. Raha te ho falifaly dia manangona vola ary ampireveo ny tenanao. Tu as le choix ŕ toi toute seule et puis tu n'aura pas de compte ŕ rendre pour personne (on sait toutes que les mecs veulent quelque choses en échange des cadeaux et chocolats)


aza maika amin'izany rehefa tsy misy dia aza terena e, io koa anie tsy voatery hoe mpifankatia fa na samy celibat maromaro aza miaraka manala azy mety e! Mandehana aloha mamaky ny blem an'ireo olona en couple rehetra ato amin'ny forum ireo amin'izay mba mody tsy mazoto toi e!


Zaran'ny NOANA aza misy mi-s'expose, ka hisy mihoatran'zany indray ? Misy mitono-tena hohanina itony ! Iny ary ah !


Ny ahy na ny ho harapaka aza tsisy, ny an-dry lerony seins valan******* valan******* zao foana..........Iza ny hiaraka amiko eny amin'ny vary mitsangana fa izay no mety ho takatro amin'io.....


mba te ijery2 ny redi2 tsika celiba fotsiny re za r zareo ah, hihiiitsy oe mamelatra etana akory ah, lolmaztou reto a