lehilahy no manoratra,- Par principe, tsy manolotra cadeau izany ny tenako indrindra fa anniversaire (tsy zarina an'izany mihitsy ny vehivavy depuis le début). Rehefa tsy faly amin'izany izy dia mahazo mandeha.....- Par principe ihany koa, ary eto aho no hamaly ny tompon'ny sujet..... Tsy tiko aho tolorana cadeau, ary raha misy manao izany, dia teneniko ampitiavana izy tsy hamerina izany intsony ny taona rehetra manaraka. Raha mbola mi insiste izy manolotra cadeau ho ahy ihany, dia tenigasy mety handratra no azony, ary raha mbola tsy azony ny zavatra lazaina, dia ny varavarana no raisiny.....Enga anie ka tsy otrahy ny olontinao ry "salia"