image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

miarahaba,Budget marriage 3.000.000 Ar, ampy ve? invite 50 pers eo,misaotra


Bague 5g: 600000 arrobe mariée et accessoires: 600000 arVętement marié et accessoires:500000 ARDécoration et location voitu200000 ARGateau: 100000AR2000 000 ar sahady ireo, raha traiteur zany no alaina ka 30000 ar/plat dia 1500000 arTena ts ampy raha mbola hasina filmageFa mahavita tsara nefa io raha hoe manao location salle dia ny famille ihany no mikarakaraLocation salle: 200000 arVary 10 Kg: 20000 arLaoka: 10 kg:100000 ARIngrediends amin entrées: 200000 arMbola 2600000 ar ireoSad azo karakaraina tsara zany 50 prersonnes zanyNy anay 350 pers , vahoaka be


Rehefa io ve moa ny budget dia hamorona aiza indray fa izay vitan'io atao. Amin'ny fahadimy, fahafolo, faha-20.... taona indray manao misimisy.Tongavao soa ny andro malaza e