Miarahaba izay mamaky,Ahoana no atao rehefa tsy mitovy ny total ny actif sy ny passif eo @ Bilan n'ny orinasa?Misaotra amin'ny fanoroana,
Miarahaba izay mamaky,Ahoana no atao rehefa tsy mitovy ny total ny actif sy ny passif eo @ Bilan n'ny orinasa?Misaotra amin'ny fanoroana,
Miantsoo,Eny @ rubrique étude & travail no tokony nametrahanao fanontaniana .Fa ampiana ianao raha azo atao .Mila manana notion ,connaissance de comptabilité zany ianao .Efa teo ihany taloha,fa matetika io resaka compta io ilain'ny entrepreneur ,ny mpiasa sns...-Logiquement izany ny bilan comptable normal tokony équilibré ny actif sy passif .Rehefa ny écriture passive no betsaka lavitra noho ny écriture active dia misy diffi*******té zany lay entreprise ,misy trosa sady fati-antoka ,lay société ,sns.. . Sinon raha ny cas inverse no mitranga ,bilan positif avec bénéfice .Angamba ny fanontanianao tsy mangataka fanazavana hoe inona ny antsoina hoe actif sy passif ? fa resahiko kely ihany . Ny actif non courant : capital ,vola tsy mihetsika ,ny fananana ara materialy .Ny actif courant : stock ,trésor ,créance , ...Ny actif zany ny patrimoine enti -manana ho an'ny entreprise ,ny soldes bancaires rehefa mety fananana izany .A l'inverse :Ny passif (misy sokajiny 3 fa atambatro daholo ): dia mazava fa izay dépense rehetra lany sy vola mivoaka , mety ho découvert bancaire koa ,ny vola lany @ fanaovana provisions @ fividianana entana ,sns....,ny trosa,ny vola aloa @ fournisseurs .