Misy bandy efa manambady nefa dia mbola te hanataka sipa na manambady na veuve na tsy manambady, ko ra ts pöly ny vevav ko hanaiky eo, na bögoss takni n aza, fa lasa lamödy mintsy izy io a
Misy bandy efa manambady nefa dia mbola te hanataka sipa na manambady na veuve na tsy manambady, ko ra ts pöly ny vevav ko hanaiky eo, na bögoss takni n aza, fa lasa lamödy mintsy izy io a
O reto aMisy madama zay dokotera iray club amiko. Divorcée izy io. Nahazaka bandy bogosy be zay, zay tonga dia hita fa jaombilo. Hatreo alou tsy dia aferako ozy nareo.Io bandy io anefa fantatro fa mipetraka any akaikinay, ary efa nigadra izy sy ny rahalahiny fa nangalatra fiara sy namono ilay chauffeur. RAHA IANAREO VE dia mila lazaina ihany le madama sa avela am zao? Otrany amoureuse be izy, nefa koa tena olona mamptaintaina be ty nanjono azy ty..
papelika>>>>>matoa ny fitsarana ady heloka azo atrehan ny be sy ny maro dia satria tsy tiana afenina @ olona ny mpanao ratsy, noho izany dia tokony ampahafantarina ilay dr io ny tantaran ity jiolahy maka azy, ny fomba anaovanao azy no jereo mba tsy hamidikizo anao, lettre anonyme dia efa mety, anjarany ny manamarina na tsia avy eo... fa momba ity sujet ity, za tena mahita cas betsaka fa ilay izy dia vhv tsy dia ampy saina daholo no tratra , lhl hiantehitra sy hanataka ve dia ho tinao raha misy saina ianao, raha hividy sex ve tsy aleo mivid ny ts manambady, met mpba dispo matetika sady tsy misaringotra... ny mba mampalahelo dia misy manary ny vady amanjanany mihitsy ny sasany, misy soferana pikla izay eto akaikinay fa dia nariana ilay vady amanjanaka mahantra, bandy faible, tsy menatra
Sofiane< tiako b mihintsy ny fomba fisainanao! izaho manokana (lehilahy no manoratra) dia efa manambady aho ary ny karamako dia ts misy mijanona amiko; takalo -patsa vidi-pinanana io; tsy izaho no mangataka na manataka fa ilay madama no manome ahy! ny lehilahy anie tsy mitovy amin'ny sipakely manataka reny e! mahay makasitraka izay omena izahay eny na tsy omena aza! fahafinaretana ifampizarana izy io ka izay mahatsapa afa-po dia mankasitraka amin'izay fomba anaovany azy!
salama e!io kosa alou , na sipa io na bandy io refa mety hotatahana , dé ny adalany .Ny antony dia izao : refa miaraka ny oulnd-2 tsy maintsy misy vola lanianao ao , ka rehefa itan'ilay sipa oe toa izy no miantoka , na koa mety oe mindrana lava any aminy l bandy , tokony ho tonga saina izy , fa tsy oe tiko dia hanome azy fôna , na oe sao lasa eo izy , ra tsy omena ... eh! fa lasa mitady fôna lé bandy , mamorona mitsy aza , tsy iala eo izy , fa efa habitué amizany fomba izanyCourage zay sendran'izany e !