Efa nahita an'iny film iny angamba ianareo. Izao ny zavatra iainako ato ampiasa ry reto a.Open space ny birao, somary malalaka. Za eto akaikin'ny varavarana ny biraoko. Tazako daholo izay ny olona miditra ary mandalo eo amin'ny varavarankely dia efa tazako mialoha avant idirany ny varavarana.Misy bandy bogosy miaramiasa aminay depuis quelques mois, za koa nefa mba azo lazaina hoe tsy masosotra. Za efa manana relation serieuse saingy mbola tsy manambady, izy koa tsisy peratra ny tanany. Tsy haiko rah fantany hoe mijerijery azy za, fa izy aloha tsy masosotra e. Nanomboka ity semaine ity dia somary provoqué-ko izy, jereko ao anaty masony rehefa sendra tafaresaka izahay na mandritra ny fivoriana ao amin'ny lehibe.Androany dia zao ny zavatra nitranga, nanao zipo za ary fantatro fa tsy hahita inoninona izy : nipetraka za dia tsy no croisé-ko ny tongotro. mangalapijery izy, za mody fanina satria fantatro fa tsy mahita zavatra betsaka izy (je me comprends) . Ce midi nandefasany sms signé za: "as-tu peur de moi? xxxx". Mbola tsy fantatro taiza nakany ny num-ko fa il a bien signé de son nom aloha e. Za tsy hampirafy nefa ny jeu kely ataonay sans se dévoiler directement dia mafinaritra ahy ary tena autoritaire izy am'ireny. Matahotra za hoe hi ceder ihany niafarany