image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

secret> lehilahy no manoratra!conseil no omeko anao: na i insiste takn inn eo iz antany az mteny mits fa hanenenanao ny filazanao azy satri itako mitady moyen iadivana amnao izy ra zany. oatra fotsiny , za manambady zao fa jamais a mantany fiainana vadiko avant niark na tam sipa hafa ary tam za nanao sipa ts mantany zany mits ny passe an sipako a satri za ts mazaka voalohany na aon na aon! conclusion, aleo miady na tsy iteny ary enao aleo izy tezitra fa JAMAIS azy mitantara ny fiainanao avant zany ra ts tinao hanenina enao


Tena lasa adala ilay vadinareo e. Passé dia avelao passé , fa izy angaha tsy manana ny passé -ny. Fa misy zavatra hafa te hialany aminao sy anaovany zavatra hafa any ambadika any dia mody enao no tereny hilaza ny fiainanao taloha , dia iny no amadihany anao eo hoe , ianao ary efa izao sy izao koh , hila vaininy izy manao an'io !!!! tsy izy no nitantatra fa ianao tsinona. Koa manomboka izao dia fadio ny mitantara ny passé fa efa any ivelan'ny trano ny vatany fa miandry kely tohina aminao izy . De hoe ianao no diso , f'angaha moa ianao raha vao teraka dia natokana ho azy ???? tena tsy avotra ilay vadinareo marina !! Niaraka ianareo mpisipa , efa fantany ianao (sexuellement ) , koa nahoana no efa vady vao mitady izany ???? nisosososo izy nangataka anao ho vady , koa izao vao hoe isaraka . Tena mitapy ilay vadinareo . Tandremo fa fandrika izany fa ahirato ny maso manomboka izao fa misy zavatra hafa ambadika izany !! vahaolana dia anontanio izy , inona no tena tianao ahatongavana hoe , te -hisaraka ianao dia mandehana !!! tonga de pempoy mafy aloha !! tu restes que tu es ma chčre !!!


Mitapy2>>>Marina ny anao, mitady olana amin'ny tsy misy dikany...


Ton passé ne lui appartient gučre!


Ny fahafantarana ny lasa no entina manamboatra ny ho avy, marivo ny sain'ny vehivavy sasany mba tsy ilazako hoe ny ankamaroany ary maro ny lehilahy nanary ny toerany no tsy maty voalavo an-kibo rehefa mahita ilay vehivavy miaraka amin'olon-kafa.Vao maika mavesatra amin'ny bandy anakiray ny mahafantatra ny fiatsarana ivelatsihinao rehefa tonga tokoa ny tokoaRaha amiko manokana aloha dia ilaina ny mitantara ny lasa (a condition hoe alohan'ny fanambadiana), hifanitsiana sy hanarenana ny ho avy, Tsy vendrana ny lehilahy ary ny vehivavy koa tsy donto daholo saingy ny vehivavy rehefa mitia dia mitazona afo tsy maty izay ahiana hiredareda amin'ny fotoana tsy ampoizina ka mety hanimba zavatra maro.Mahaiza mifamela sy mifameno fa izay no naha mpivadyAtsipy ny teny eny am-pon'ny mahalala


tsisy atao kosa rams nao! misy tsy ampy nga ao an trano @ resaka sex sa??? tsy hitako zay mampatahotra anao fa lery mitsy no tsy milam raha tsy oe misy zvt afenina mafy any aminao


raha tianao de afaka atoroko anao oe in no tokony teneninao, za mahafantatra tsara ny psychologin'ny lehilahy. afaka mametraka contact za


sEcret Efa betsaka ny voalazan'ny namana rehtra ,misy ny azo raisina ,ao koa no tsy azo .Fa eto amin'ilay hoe nahenako ny isan ny olona efa nanao rs tamiko ,fa angaha dia efa marobe mihintsy no dia hoe nahena ,ary eo no mety mandoto ny lohan'i leiry .Mieritreritra izy izao hoe ny bandy rehetra izay nahavoa dia lasa daholo ,fa nahoana no izaho sisa no tsy afa bela tato ? Raha halalinina mantsy dia saika hilalao koa i leiry ,fa voatana dia izay no mety tsy leviny .


Izay vita de vita fa tsy hisy hiverenany intsony. Raha sanatria fantany dia anjranao no miezaka manazava fa tsy mety ny ataony de ita eo raha mbola mitady hisaraka izy na tsia. F'angaha koa moa le mbola tsy fantany tena mampitaotra be e! sa misy zvt tena afenina be mitsy ao.f'ianao nga femme au foyer no oe "zay nef efa manan-janaka"


KilalakaIvetalahyTs d oe misy zvtr afenina b manao aon fa ts tiko ho fantany fotsin ny fiainako taloh! za tena genren le ol fidele! fa ny 3 @reo ol reo ngamb d resaka sans lendemain daol! in-2 niverina ra b ndrindra fa voadona d oatran nanala vokona ra zay no ilazako azy! ts fiere @leiz mits za fa efa vita ar leiz d akory atao!