Maro ireo singa-drery no toa manatona azy ireny mitady ny silam-panahiny. fa ny fanotaniako dia ny hoe, tena azo antoka ve izy ireny? mba afaka mi-témoigné ve izay efa nahazo vady tamin'ny alalan'izy ireny?

Io site internet io dia toy ny fiara occas ihany,ao no efa nahavita be ,ao ny mbola tsia ,tao no efa voan 'ny accident sy ny ssss e.Saingy ny mampiavaka azy fotsiny ,dia mialoha ny hihaonanao amin'ilay olona dia efa mba misy fantatra ny aminy .Ary izahako dia mankasitraka an'izy io satria ,betsaka koa ny mba mitady izay ho aviny ,koa anjaranao ny mandinika sy mifantina ,fa tsy ohatran'ilay mifanena eny amin'arabe ,akory ka na ho eny na ho tsia dia efa mifandray aminy ianao .
Ny site dia ohatry ny toerana rehetra nifankahitana ihany,mitovy @hoe tany ampiangonana,tany ampadihizana,teny antsena,tany ampitsangatsanganana,tany ampiasana,sns ary ny zavadrehetra misy mahatsara sy maharatsy azy daholo,fa miankina @tsirairay ihany io,dia miankina @choix koa,ny garanti aloha dia tsy misy na taiza na taiza no nifankahitana fa dia ao anatiny ao ianao mahita azy.