image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

salama daôlyvhv ny manoratraaona ny atao rah mbl te hiverina @ vady mariazy taloha,mananjanaka 1 itambarana izahay, manenina aho nanaiky divorce, lasa izy ary efa niteraka amzao , izaho mbl tsy nisy naka vady taorian'izay,feno tahotra, sao mba misy mitovitovy cas amiko na afaka manamaivana ny vesatra ato ampoko @ alalan'ny torohevitra


ka izy ary zany efa nanambady koa dia andrava ny azy efa niorina koa zany? Sa mbola mifakatia nareo? Ny fahitako anao tsy mahazaka ilay izy lasa aloha anao fotsiny fa tsy fitiavana intsony.Tia ka miverina eo nareo dia misaraka indray matoa nisaraka efa tsy ney zany e!. Avelao izy anao ny fiainany fa ny anao ezahana atao tsara.Zay nge ilay hoe lehilahy tsy boka eritaona. Courage ndry aloha


Vady taloha> Tsy hoe mamely za fa tena tsy ao mihintsy ny fitiavanareo zany... Fisaraha toerana nony asa ve dia anaovana divorce? Firy ny mpivady amin'izao no misara toerana fa dia mijanona eo aloha dia mitady solution miandalana eny ifanatonana. andefaso mail za dia any miresaka : francia_gasy arobazy y mail . com