image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Arak'ilay sujet dia mba lazao hoe ahoana? misy bandy zai mijeri2 ana fna nefa izy ts mteny oe aona na aona!


Mikajy : Ka raha sarok'enatra izy? Tsy aleonao izay feo anaty any aminao no henoina sao voafitaky ny teny manoloky?


Mikajy o, za tena tara b aminao fa za saro-kenatra b d tsy sahy miteny aminao!. Aona mety ho raikitra iany v ny atsika? tsy ampijaliko zany enao fa omeko fahasambarana b. Jt aime. bisou. A+.


Tara@mikajy, :-langue Raha vitan'izany moa izy ´ty ka haninona !


rhf manakaiky anao izy dia andramo angetorana ka :- raha tsy taitra tsy miteny na kely aza dia :>> tara ary tena potika aminao izy zay !!!!


Mikajy,- efa misy image ao aminy ao ka raha mamaly an'izay ny critčranao dia iray izay,- rehefa miteny tsotra,- dia rehefa mahazo bisous.<guitare


Tsotra retsy izany a -Rehefa mangovitra ra miteny -tsy mijery manatrika -indraindray tsy fantatra izay lazainy fa somary mi begaie-marivo be ny paosiny -manasa resto na salon de thé -hataovy bas kely mialoha ny hisarahana ka ra vao boramena ts y mahita lazaina .izany rehetra dia hahalalana fa raraka i leiry sssnnnnn


It's easy, when he came late during your last dating, he is of course "tara". And when he came late also when you make love, he is ten thousand times more "tara".


Tonga amin'ny ora ifanomezana izay no famaritana ny atao hoe bandy tsy tara na lehilahy tsy tara


Mikajy > Ary sô dia zavatra hafa no mahatonga azy mijery anao ?mety hoe : andray zany haratsin'ty vhv ty !