Bonjour daholo,Anaro ah reto an, toroy hevitra fa tady ho latsam-paka, ho amoureuse an'izay olona izay.Za efa manambady, izy efa manambady. Izahay tsy mbola hoe miaraka mitsy aloha atreto fa mifanadala am tchat sns fotsn, niara nisakafo no efa nataonay.Ny olana dia hitako tady ho tiako izy, efa tiako moa izany, ary tsy azoko mitsy hoe maninona. Ca me manque quand il me parle pas, lasa jalouse, lasa tara aminy ah vao mijery ny sariny... enfin... tena hitako lasa amoureuse.za zao miezaka tsy miresak aminy tsony, fa tena malaelo ah, oatran'ny tsy misy vanona ilay journée..fa izy misy fotoana miantso anah dia tsy aiko fa dia tsy vitako lé tsy mandray telfon. Ho ampidirina liste noire izy zao no ato an-tsaiko fa tsy aiko e, mbola tsy foiko.Mba hizarao expérience zay efa nihaina an'izany hoe, sa za mihitsy no adala, le fo tena mandreraka e! ay ve na manambady aza dia mbola possible ho amoureuse ian pfffffffffffff